
ASIEF 2021 : FANOKAFANA TAMIN’NY FOMBA OFISIALY NY FIFANINANANA ARA-PANATANJAHANTENA HO AN’NY MPIASAM-PANJAKANA
Nanomboka omaly 30 Octobra 2021, tamin’ny fomba ofisialy ny fifaninanana ara-panatanjahantena ho an’ny mpiasam-panjakana na ny ASIEF 2021, izay atao ao Mahajanga mandritra ny 10 […]