
SEHA-PIHARIANA HO AN’NY TANORA – TANJONINA NY FAMBOLENA SY FIOMPIANA MAHASARIKA SY MAHATAMANA NY REHETRA
Fototry ny hari-karena faobe eto Madagasikara ny fambolena sy fiompiana noho izy foto-piveloman’ny 80% ny mponina. Miha-mihena anefa ny tahan’ny fandraisana anjaran’ireo tanora amin’io sehatra […]