
FITSIDIHAN’NY MINISITRA TAO MANANJARY
Nandalo tao Mananjary ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Hawel MAMOD’ALI sy ny ekipany.
Nandalo tao Mananjary ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Hawel MAMOD’ALI sy ny ekipany.
Tontosa teo anivon’ny Fitaleavam-paritra Menabe ny fifantenana ireo taranja atripanofanana (modules) ho entina mampianatra eo amin’ny sekolin’ny fanatanjahantena fototra, niarahan’ny ANS (Académie Nationale des Sports), […]
Miatrika avy hatrany ny asa fanatanterahana ireo vina ho an’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, ao amin’ny Faritra Menabe ireo iraka manokan’Atoa MAMOD’ALI Hawel, Minisitry ny […]
Tonga nanampy ireo faritra nandalovan’ny rivodoza Batsirai ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Hawel Mamod’Ali sy ny ekipany, indrindra hijery manokana ireo mpiara-miasa eny […]
Nandritry ny fandalovan’ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanantanjahantena, Atoa MAMOD’ALI Hawel, tao Morondava, dia nijery ny fandrosoan’ny asa fanamboarana ny kianja manara-penitra ny tenany.
Copyright © DSI 2025