
FIHAONANA NIARAKA TAMIN’IREO FIKAMBANANA TANORA MANERANA NY NOSY
Androany dia nisy ny fivoriana izay nihaonan-dRamatoa Minisitra Lefitra misahana ny Tanora, Juliana RATOVOSON, tamin’ireo solontenan’ny fikambanan’ny Tanora manerana ny nosy. Nandritra izany no nanomezany […]