
ATRIK’ASA MAHAKASIKA NY ZON’NY ANKIZY
Notanterahina ny 25 hatramin’ny 27 aprily 2023 tao amin’ny ILO hôtel Ambohidratrimo ny atrik’asa mahakasika ny fanentanana sy fanoloran-tenan’ireo Governora sy ireo Préfet
Notanterahina ny 25 hatramin’ny 27 aprily 2023 tao amin’ny ILO hôtel Ambohidratrimo ny atrik’asa mahakasika ny fanentanana sy fanoloran-tenan’ireo Governora sy ireo Préfet
Notanterahana ny 25 aprily 2023 tetsy amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina ny fotoam-pizarana ny taratasim-panamarinana ho an’ireo mpanazatra
Notontosaina teto amin’ny ANS Ampefiloha ny fotoam-pamaranana ny fampiofanana izay natao ny 17 hatramin’ny 20 aprily 2023 lasa teo
Tontosa ny faha 26 aprily 2023 ny fanolorana ny mari-boninahi-pirenena « Chevalier de l’Ordre National » (à titre posthume) an’i John Mario RANDRIAMANANA dit BIGMAN
Notanterahina ny 23 aprily 2023, teo anoloan’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana.
Copyright © DSI 2025