
TANORA MPITARIKA MENDRIKA INDRINDRA MANERANA AN’I AFRIKA 2023.
Tao aorian’ny nahavoafidy an’Andriamatoa Jimmy RANITRATSILO ho tanora mpitarika mendrika indrindra manerana an’i Afrika ny taona 2023 na ny Young African Leaders Awards
Tao aorian’ny nahavoafidy an’Andriamatoa Jimmy RANITRATSILO ho tanora mpitarika mendrika indrindra manerana an’i Afrika ny taona 2023 na ny Young African Leaders Awards
Nandray ny tompon’andraikitry ny Get in to Rugby 2.0 avy eo anivon’ny World Rugby, Ramatoa Ninette KRUYT, ny Tale misahana ny taniketsan’ny Fanatanjahantena eto anivon’ny […]
Nandray ny masoivohon’ i Maroc miasa sy monina eto Madagasikara, Andriamatoa Mohammed BENJILANY, tao amin’ny toeram-piasany Ambohijatovo, ny 23 may 2023 ny Minisitry ny Tanora […]
Nifarana ny 21 May 2023 ny fivoriana iraisan’ny filan-kevitra iraisam-pirenena momba ny lalaon’ny Nosy eto amin’ny ranomasimbe Indiana
Notontosaina ny 21 May 2023 manodidina ny farihin’Anosy ny hazakazaka ho an’ny daholobe na ny « Athlétisme pour tous »
Copyright © DSI 2025