
FITSIDIHANA ARA-POMBA OFISIALY NATAON’NY MASOIVOHON’ I MAORISY
Nandray ny masoivohon’ i Maorisy monina sy miasa eto Madagasikara, Ramatoa Marie Noëlle Françoise LABELLE tao amin’ny toeram-piasany Ambohijatovo
Nandray ny masoivohon’ i Maorisy monina sy miasa eto Madagasikara, Ramatoa Marie Noëlle Françoise LABELLE tao amin’ny toeram-piasany Ambohijatovo
Tao aorian’ny faritra Analamanga dia anjaran’ny tanora tao Toamasina, Faritra Antsinanana indray no nisitraka fiofanana LIFESKILLS FANOITRA
Tontosa ny Talata 2 may 2023 tao amin’ny Palais des Sports Mahamasina ny fiofanana Lifeskills Fanoitra module 2 sy module 3
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny 02 may 2023 ny fotoam-pivoriana ara-potoana voalohany eo anivon’ny Antenimierampirenena Tsimbazaza sy teo amin’ny Antenimierandoholona Anosy.
Notanterahana ny 29 aprily 2023, tao amin’ny kianja Barea Mahamasina, ny valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety narahina atrikasa mahakasika ny ady amin’ny fidorohana zava-mahadomelina
Copyright © DSI 2025