
TARANJA HANDBALL : FANDRAISANA NY AKIO AN’I MADAGASIKARA
Noraisin’Andriamatoa André Haja RESAMPA, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, tao amin’ny Kianja BAREA Mahamasina ny 01 Jona 2023 ireo ekipam-pirenena «Akio» Handball
Noraisin’Andriamatoa André Haja RESAMPA, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, tao amin’ny Kianja BAREA Mahamasina ny 01 Jona 2023 ireo ekipam-pirenena «Akio» Handball
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny 31 may 2023 ny herinandron’ny karatany ho an’ny Malagasy ao amin’ny Faritra Menabe
Tonga nanao tatitra teny amin’ny Antenimieram-pirenena Tsimbazaza mahakasika ny zava-bitan’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena tao aorian’ny nanendrena azy ny volana febroary 2023
Copyright © DSI 2025