
FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY TANORA
Hankalazaina ny 9 hatramin’ny 12 Aogositra ho avy izao ny andro iraisam-pirenena ho an’ny Tanora na ny « Journée Internationale de la Jeunesse (JIJ) »
Hankalazaina ny 9 hatramin’ny 12 Aogositra ho avy izao ny andro iraisam-pirenena ho an’ny Tanora na ny « Journée Internationale de la Jeunesse (JIJ) »
Tafaverina an-tanindrazana ny 08 Aogositra 2023 ireo delegasiona Malagasy izay nitondra avo ny voninahim-pirenena nandritra
Noraisin’Andriamatoa Minisitra, André Haja RESAMPA, ny 03 Aogositra 2023 ireo ekipa Malagasy eo amin’ny taranja Motocyclisme
Tsy namela irery ireo mpiangaly ny taranja « Boxe » hiatrika ny lalaon’ny Nosy izay hotanterahina eto Madagasikara ny faha 25 Aogositra hatramin’ny 03 Septambra 2023 izao […]
Ho maro ny fivezivezena eto an-toerana indrindra eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato mialoha, mandritra ary aorian’ny lalaon’ny Nosy.
Copyright © DSI 2025