FANAMBARAM-PANANANA TENY ANIVON’NY HCC

29 août 2024 Dir Com 0

Tanteraka androany Alakamisy 29 Aogositra 2024,teny anivon’ny biraon’ny fitsarana avo momba ny lalampanorenana (HCC) teny ambohidahy ny fanambaram-pananan’ ny Minisitry ny tanora sy ny fanatanjahantena […]

FITSIDIHANA ARA-POMBA FANAJANA FMF

28 août 2024 Dir Com 0

Tonga nitsidika ara-pomba fanajana ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, MARSON MOUSTAPHA Abdulah, tetsy amin’ny toeram-piasany Ambohijatovo, ny 28 Aogositra 2024, ny Filohan’ny federasiona […]

ANTSAM-PIDERANA HO AN’I MAHAJANGA

25 août 2024 Antonio 0

Notanterahina androany faha 25 Aogositra 2024 ny Antsam-piderana izay natolotry ny Filoham-pirenena hajaina Andry RAJOELINA mivady ho an’i Mahajanga. Nisolo tena an’Andriamatoa Filoham-pirenena nandritra izany […]