
ECOSOC : « Inona no ampiasaina hanamafisana ny zo sy ny feon’ny tanora amin’ny fanabeazana sy ny asa? »
Nosokafan’ny lehiben’ny kabinetra ao amin’ny Biraon’ny Firenena Mikambana misahana ny Tanora, Andriamatoa Elizeu Chaves Jr tamin’ny fomba ofisialy ny 15 aprily any New york, Etazonia […]