par celcom | Mar 14, 2022 | Jeunesse
Ny BPE dia niorina tany amin’ny taona 2012, manampy ny tanora sahirana no asa sahanin’izy ireo. Mampiofana tanora manodidina ny 80 isa isan-taona eo izy ireo ka miova isan-kerinandro, isam-bolana ary isantaona izany. Ny tanjona amin’izany moa dia ny...
par celcom | Mar 14, 2022 | Jeunesse
6h00 : Maro amin’ireo traboina no tsy maintsy mamonjy ny asa fanaony andavanandro, mialohan’ny aminy fito ora maraina. Nampisakafoana mofo, nohosorana dibera ary « confiture » miaraka amin’ny dite mafana, ireo mitoby ao amin’ny...
par celcom | Mar 11, 2022 | Jeunesse
Na ny orana na ny andro alina dia tsy nahasakana ireo tanora mpilatsaka an-tsitrapo izay notarihan-dRamatoa Juliana Ratovoson, Minisitra Lefitra misahana ny Tanora sy ireo mpiara-miasa aminy. Nanatontosa ny fanampiana sy fanomezan-tanana ho an’ireo traboina izay...
par celcom | Mar 11, 2022 | Jeunesse
Iray isika, asehoy hatrany ny firaisan-kina manoloana ireo mpiray tanindrazana niharam-boina. Ry Tanora, samia isika mandray ny tandrify azy, manampy sy mifanome tanana eny anivon’ny fiaraha-monina. Mankahery hatrany ireo rava fananana ary miray fo tanteraka....
par celcom | Mar 11, 2022 | Jeunesse
Tsy hain’ny tanora ny hijery fotsiny izao voina mahazo ny mpiray tanindrazana izao. Tsara kokoa ny manome noho ny mandray , tamim-pitiavana no nitondran’ny tanora fitafiana mafana hanampiana ireo niharam-boina. Izany rehetra izany dia natao teo ambany fitarihan’i...
par celcom | Mar 11, 2022 | Jeunesse
ao aorian’ny fiantsoana ny tanora hilatsaka an-tsitrapo hanatanteraka fanentanana, miisa 426 ireo tanora vonona sy namaly ny antso. Nomena toromarika sy fampiofanana ireo tanora, androany Asabotsy 22 janoary tao amin’ny Ministère de la Jeunesse et des...