par celcom | Mar 11, 2022 | Jeunesse
ao aorian’ny fiantsoana ny tanora hilatsaka an-tsitrapo hanatanteraka fanentanana, miisa 426 ireo tanora vonona sy namaly ny antso. Nomena toromarika sy fampiofanana ireo tanora, androany Asabotsy 22 janoary tao amin’ny Ministère de la Jeunesse et des...
par celcom | Mar 11, 2022 | Jeunesse
Nahazo fampitaovana MOTO CROSS miisa ny Ministère de la Jeunesse et des Sports avy amin’ny UNFPA Madagascar ho fanamorana ny fidinana ifotony atao ho fampiroboroboana ny Tanora. Ireo Moto ireo dia omena iasana amin’ny Maison des Jeunes any amin’ireto...
par celcom | Mar 11, 2022 | Jeunesse
Arahabaina ireo Mpampiofana vaovao ny « Life Skills » eto amin’ny Ministère de la Jeunesse et des Sports , misalotra ny anarana « Fanamby » nahavita soa ny fiofanana, ny Zoma 21 Janoary 2022. Mirary soa azy ireo hahavita ny andraikiny amin’ny fanabeazana...
par celcom | Mar 8, 2022 | Jeunesse
Ny faha 19 Janoary 2022 no nosokafana amin’ny fomba ofisialy ny taom-pambolen-kazo 2022 izay natao tao amin’ny Distrikan’i Mahanoro, teo ambany fitarihin’ny Minisitry ny tontolo iainana Baomiavotse Vahinala Raharinirina, MEDD izay nisolo tena...
par celcom | Mar 8, 2022 | Jeunesse
Tonga niarahaba tratry ny taona sy nitondra firariantsoa an’i Ramatoa RATOVOSON Juliana, Minisitra lefitra misahana ny Tanora, ireo solontenan’ny mpiara-miasa eto amin’ny Ministère de la Jeunesse et des Sports izay notarihin’ny Sekretera...
par celcom | Mar 8, 2022 | Jeunesse
Ny Alatsinainy 17 Janoary no fivoriana voalohany tamin’ity taona ity niarahan’i Ramatoa Minisitra lefitra misahana ny Tanora Juliana Tahina Ratovoson. sy ireo Talem-paritry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ny Faritra 23. Fotoana nanaovana tombana ny taona...