par celcom | Mar 8, 2022 | Jeunesse
Androany dia nisy ny fivoriana izay nihaonan-dRamatoa Minisitra Lefitra misahana ny Tanora, Juliana RATOVOSON, tamin’ireo solontenan’ny fikambanan’ny Tanora manerana ny nosy. Nandritra izany no nanomezany ireo toromarika samihafa izay mahakasika ny...
par celcom | Mar 7, 2022 | Jeunesse
Nanatontosa fitsidihana ara-pomba fanajana an-dRamatoa RATOVOSON Tahina Juliana, Minisitra Lefitra misahana ny Tanora, Andriamatoa Chasper Sarott, masoivohon’ny firenena Suisse eto Madagasikara, ny alakamisy faha 13 janoary 2022. Ankoatra ny fifampiarahabana...
par celcom | Mar 7, 2022 | Jeunesse
MANATEVIN-DAHARANA IREO « POOL DE FORMATEURS » EFA NISY HATRIZAY Iray amin’ireo fandaharanasa entina manabe ny Tanora ny « Life Skills »na ny Fahaiza-miaina entina miatrika ny fiainana. Ny taona 2007 ny Ministera ny Tanora sy ny Fanatanjahantena no namolavola ny...
par celcom | Mar 7, 2022 | Jeunesse
Tonga nirary soa ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Atoa HAWEL Mamod Ali ny Minisitra lefitra misahana ny Tanora Ramatoa Juliana RATOVOSON amin’izao taona vaovao izao. Taonan’ny asa ity taona 2022 ity ho fanatanterahana ireo velirano napetraky...
par celcom | Mar 7, 2022 | Jeunesse
Tonga niarahaba ny Praiminisitra, Andriamatoa Ntsay Christian, sy Ramatoa vadiny, nahatratra ny taona vaovao 2022 ireo mpikambana rehetra ao amin’ny governemanta Malagasy, androany maraina. Ny minisitry ny Fiarovam-pirenena no nitondra ny teny firarian-tsoa tamin’ny...
par celcom | Mar 7, 2022 | Jeunesse
Mifanojo tanteraka amin’ny vina sy ny Veliranon’ny Filohan’ny Repoblika izay sahanin’ny Ministera misahana ny Tanora ireo tarigetran’ny fikambanana T. A. M. A. na Tanora Aktifan’i Madagasikara. Tanjon’izy ireo ny hampanjakana...