par celcom | Déc 27, 2021 | Jeunesse
Atrikasa mahakasika ny Fankatoavana ny tari-dalana sy fitaovana fanofanana Tanora momba ny hay-taky sy ny hay-tarika ary Fitantanana sy Fampiroboroboana Tetikasa no notanterahina tetsy amin’ny Hotel Colbert ny 25 Novambra 2021 lasa teo. Notontosaina izany mba...
par celcom | Déc 27, 2021 | Jeunesse
Natomboka androany faha 18 Novambra 2021 ka haharitra 2 andro ny atrikasa momba ny fampiroboroboana ny fandraisana anjaran’ny tanora eo amin’ny sehatra politika sy fitantanana ny raharaham-panjakana. Mpiantsehatra maro isantsokajiny no hita ao...
par celcom | Déc 27, 2021 | Jeunesse
Natomboka androany faha 18 Novambra 2021 ka haharitra 2 andro ny atrikasa momba ny fampiroboroboana ny fandraisana anjaran’ny tanora eo amin’ny sehatra politika sy fitantanana ny raharaham-panjakana. Mpiantsehatra maro isantsokajiny no hita ao...
par celcom | Déc 27, 2021 | Jeunesse
Tao aorian’ny fandalovan’i Andriamatoa Praiminisitra NTSAY Christian teto Vatomandry no nanombohana ny fametrahana izao fotodrafitrasa ho an’ny tanora izao na « Maison des Jeunes ». Vita tanteraka ny asa fanamboarana, koa nitsidika ny Distrikan’i Vatomandry ny...
par celcom | Déc 27, 2021 | Jeunesse
Nandritra ny fidinana ifotony nataon’i Ramatoa Juliana RATOVOSON, Minisitra Lefitra misahana ny Tanora, tany Fenerive-Est dia nisy ny fihaonana tamin’ireo tanora isan-tsokajiny tao anatin’ny vondrona isankarazany izay nanaovana fifanankalozankevitra...
par celcom | Déc 27, 2021 | Jeunesse
Hatramin’ny niantombohan’ny fankalazana ny herinandro maneran-tany ho an’ny fandaharahana dia Tanora mpandraharaha 12 no nahazo tosika avy amin’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ka nahafahan’izy ireo nampiranty sy...