MINISTÈRE DE LA JEUNESSE

ET DES SPORTS

FLASH

Napetraka ho ivon-toerana tsy miankina eo ambany fiahian’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ny ivon-toerana « Fleurs eveillées » eto Toamasina

Nisy araka izany ny fifanaovan-tsonia nentina hanamafisana ny fiaraha-miasa teo amin’ny Tale Jeneraly ny Tanora ny Minisitera sy ny Filohan’izany ivon-toerana izany.

Amin’ny maha ivon-toerana mpanabe tanora azy dia miompana amin’ireo veliranon’ny tanora miisa 5 ny fanabeazana ataon’izy ireo ho an’ ny tanora: ny fiarovana sy ny fahasalaman’ny tanora, ny tanora sy ny fiarovana ny tontolo iainana, ny tanora, ny filaminana sy ny fandriampahalemana, tanora sy ny ady @ kolikoly, ary ny fialamboly sy Fanatanjahantena ny tanora.

Ny ivon-toerana Fleurs eveillées ihany koa dia nisitraka ny tohana izay tafiditra amin’ilay fandaharanasa « Pôle-emploi jeune » izay mamolavola ireo taniketsan’ny tanora. mpandraharaha.

PARTENARIAT ENTRE LE MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS /CENTRE DE JEUNE « FLEURS ÉVEILLÉS »

L’association Fleurs Éveillés à Toamasina est baptisé Centre de Jeunes et est placée sous la tutelle du Ministère de la Jeunesse et des Sports.

Pour renforcer le partenariat, un protocole d’accord a été signé entre le Directeur Général de la Jeunesse, représentant le Ministère de la Jeunesse et des Sports et la présidente du Centre.

Etant un Centre des jeunes, il s’engage à respecter et à mettre en œuvre les cinq (5) plans de l’émergence des Jeunes « Veliranon’ny Tamora », qui sont :

– protection et santé des jeunes,

– protection de l’environnement et les jeunes, – jeunesse, paix et sécurité,

– lutte contre la corruption,

– sports et loisirs pour les jeunes.

Le centre des jeunes privés Éveillés » fait partie des bénéficiaires du programme  » Pôle emploi Jeunes » du Ministère de la Jeunesse et des Sports, valorisant l’emploi et l’entrepreneuriat des jeunes.

Autre Articles

MANANJARY: KIANJA MANARAPENITRA

MANANJARY: KIANJA MANARAPENITRA

Efa ny 95% ny asa fanamboarana ny Kianja Manarapenitra ao Mananjary no vita ankehitriny. Tsy ho ela dia ho afaka hampiasa ity fotodrafitrasa goavana ity ny tanora eto an-toerana. Ity kianja ity moa dia isan'ireo fampanantenana nataon'ny Filoha Andry RAJOELINA tamin'ny...

HACKATHON : FIFANINANANA TETIKASA

HACKATHON : FIFANINANANA TETIKASA

Ny faha 5 Oktobra hatramin'ny 11 Oktobra ny fisoratana anarana amin'ny fifaninanana tetikasa  mikasika ny vahaolana sy ny tontolony, ho any tontolo milamina sy maharitra kokoa "Hackathon" #Hack4peace. Antsoina noho izany  ireo tanora ao anatin'ny 18 ka...

TARANJA VOLLEY-BALL

TARANJA VOLLEY-BALL

Tanteraka soamantsara anio Alahady faha-26 septambra 2021 teny amin'ny Gymnase Ankorondrano ireo lalao famaranana ny fiadiana izay ho Tompondakan'i Madagasikara eo amin'ny taranja Volley-ball. Ny Stef'Auto avy ao Toamasina teo amin'ny sokajy vehivavy ary ny GNVB teo...

MORONDAVA : KIANJA MANARAPENITRA

MORONDAVA : KIANJA MANARAPENITRA

Amin'izao fandalovan' ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa MAMOD'ALI Hawel ao Morondava anio 23 Septembra 2021 izao dia tonga niverina nijery ifotony  ny fandrosoan'ny asa fanamboarana ny kianja manarapenitra tao morondava ny tenany. Nijery...