MINISTÈRE DE LA JEUNESSE

ET DES SPORTS

FLASH

TOAMASINA – MJS/FLEURS EVEILLÉES/UNFPA

Sortie officielle de 70 jeunes formés

Le partenariat entre le Ministère de la Jeunesse et des Sports et l’Association Fleurs éveillées dans le Fokontany Verrerie Toamasina, dirigée par Mme Viviane Rahariniaina, a porté ses fruits. Cette association s’occupe et forme des jeunes afin qu’ils puissent trouver un emploi décent plus tard.

Cette première promotion est prénommé « Santatra » et se compose de 70 jeunes.

Le côté technique et financier du projet était en la charge de l’UNFPA.

La formation est axé sur le domaine de couture, cuisine, pâtisserie, artisanat, informatique et BTP.

Ce partenariat a pour objectif de protéger les jeunes contre la toxicomanie, le vandalisme, le mariage et la grossesse précoce. Ce sont les jeunes sans emplois et issus de familles vulnérables dans le Fokontany de Verrerie qui ont bénéficié de cette formation. Il est à noter que Verrerie compte environ 35.000 habitants

Notons que cent (100) jeunes se sont inscrits à ce programme de formation, mais seuls 70 d’entre eux ont achevé le programme et ont obtenu un certificat de fin de formation.

Ce projet entamé par l’Association Fleurs éveillées entre dans la mise en œuvre de la Vision de l’IEM, inscrite dans le PEM et à laquelle s’engage le Ministère de la Jeunesse et des Sports à travers le Veliranon’ny Tanora.

Tanora mpiofana 70 no navoaka tamin’ny fomba ofisialy

Nahomby indray ity ny fiaraha-miasa eo amin’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahan-tena sy ny fikambanana Fleurs éveillées, tarihin-dRamatoa Viviane Rahariniaina, tao amin’ny Fokontany Verrerie Toamasina. Ity fikambanana ity moa dia miandraikitra sy manofana tanora mba hahafahany manana asa mendrika ao aoriana kely ao.

Misalotra ny anarana « Santatra » ity andiany voalohany ity ary ahitana tanora 70 . Ny UNFPA no niandraikitra ny famatsiana sy fampitaovana ity tetik’asa ity.

Niompana tamin’ny zaitra, nahandro, fanaovana mofo mamy, rary, informatika, ary tao-trano na BTP ny fiofanana.

Izao fiaraha-miasa izao dia natao mba hiarovana ny Tanora amin’ny rendrarendra, ny fisotroana sy fifohana zava-mahadomelina, ny halatra sy asan-dahalo, ary ny fanambadiana sy vohoka aloha loatra. Ireo Tanora tsy manana asa fivelomana sy avy amin’ny fianakaviana sahirana ao amin’ny Fokontany Verrerie no nisitraka izao fiofanana izao, marihana fa ity fokontany ity dia manana mponina miisa 35.000 .

Tsara ho fantatra fa zato no nanaraka ny fiofanana teny amboalohany fa 70 tamin’izy ireo ihany no nahavita hatramin’ny farany ny fiofanana ary notolarana mari-pahaizana.

Izao asa iandraketan’ny Fikambanana Fleurs éveillées izao dia mifandray tanteraka amin’ny fanatanterahana ny vinan’ny IEM, ary tafiditra ao anatin’ny PEM izay tanterahin’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanantanjahan-tena amin’ny alalan’ny Veliranon’ny Tanora

Autre Articles

GLOBAL ENTREPRENEURSHIP WEEK 2021

GLOBAL ENTREPRENEURSHIP WEEK 2021

FANOKAFANA AMIN’NY FOMBA OFISIALY NY GEW NAHASARIKA TANORA MAROBE NY HETSIKA SY NY FIZARAN’IREO MINISTRA Nahasarika tanora marobe mpandraharaha na ireo tsy mbola ao anatiny ny hetsika fankalazana amin’ny fomba ofisialy ny « Herinandro maneran-tany natokana ho an’ny...

BRICKAVILLE: FITSIDIHANA NY KIANJA MANARAPENITRA.

BRICKAVILLE: FITSIDIHANA NY KIANJA MANARAPENITRA.

Nidina ifotony nijery ny fandrosoan'ny asa fanamboarana ny kianja manarapenitra tao Brickaville indray ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Andriamatoa Hawel MAMOD’ALI anio 6 Novambra 2021. Hita arak'izany fa mandeha ny asa ary nohamafisina ny fanajana ireo...

KONGRESY NASIONALIN’NY PARAMED TAO MORONDAVA

KONGRESY NASIONALIN’NY PARAMED TAO MORONDAVA

Tonga nanatrika ny kongresy nasionalin'ny Paramed tany Morondava niaraka tamin'ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Hawel MAMOD'ALI, indrindra amin'ny maha Minisitra COACH MENABE ny tenany. Tonga tany Belo/Tsiribihina ihany...

Fifaninanana Robotika

Fifaninanana Robotika

Nahafaly ahy ny nandray ireo tanora 7 hisolo tena an'i Madagasikara any Estonie amin'ny Fifaninanana iraisam-pirenena momba ny Robotika. Isaorana ny Stem 4 Good izay nampiray ireto tanora avy amin'ny faritra isan-karazany eto Madagasikara. Hanampy azy ireo ny...

MALAGASY RUGBY: FIFANARAHAM-PIARAHA-MIASA

MALAGASY RUGBY: FIFANARAHAM-PIARAHA-MIASA

Tontosa anio 15 Oktobra 2021 ny fifanaovan-tsoniam-piaraha- miasa eo amin'ny Malagasy RUGBY sy ny Ministeran'ny tontolo iainana sy ny fandrosoana lovainjafy. Tonga nanome voninahitra izany Ramatoa Rosa RAKOTOZAFY, Tale jeneraly misahana ny Fanatanjahantena eo...