Une délégation du Ministère de la Jeunesse et des Sports menée par le Directeur Général de la Jeunesse s’est rendu dans les quariers de Tanambao 2, Tanambao 5, Andranomadio, Salazamay sud à Toamasina pour rendre visite aux jeunes entrepreneurs locaux.
Un bilan sur l’avancement des activités a été faite sur place.
Ces évaluations font partie integrante du programme « Pôle-emploi Jeune » qui a pour but de donner un coup de pouce aux jeunes entrepreneurs malagasy.
La visite a été aussi l’occasion pour connaitre mieux les besoins des jeunes afin d’améliorer leur activités d’entrepreneuriat.
Nanatanteraka fidinana ifotony teny amin’ny fokontany Tanambao 2, Tanambao 5, Andranomadio, Salazamay Sud tao Toamasina I ny delegasiona izay tarihin’i Ramatoa Tale Jeneraly misahana ny Tanora avy ao amin’ny Ministeran’ny Tanora sy Fanatanjahantena.
Nisy ny fijerena sy fanaovana ny tombana ny asa fandraharana ataon’ny tanora avy ao amin’ny fokontany notsidihina.
Ao anitin’ny fandaharan’asa « Pôle-emploi Jeune » na « Seha-pihariana ho an’ny tanora » izay hanomezana tosika ireo Taniketsan’ny Tanora Mpandraharaha ity fitsidihana ifotony ity.
Ny tanjona dia ny ahafantarana ireo mety ho filàn’ny tanora entina hampiroborobo sy hanatsarana ny seha-piharian’ izy ireo ao amin’ny faritra.