MINISTÈRE DE LA JEUNESSE

ET DES SPORTS

FLASH

« LALAO GORISA »

Ny Fikambanana Gorisa Gorisa izay miara-miasa amin’ny Fitaleavam-paritry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena eto Analamanga ( DRJS) ary ny Fiadidiana ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra (CUA) dia manolotra ho antsika ny hetsika lalao famaranana « GORISA » ny Alahady 17 Janoary 2021 amin’ny 8 ora sy sasany maraina eo anoloan’ny Gara Soarano Avenue Analakely.

Natao hanomezana sehatra ireo Tanora mpankafy Bmx, Roller ary Skateboard ny lalao toy izao sy hanehoany ny talentany ary ho fampidirana azy ireo ao anatin’ny rafitra ara-dalana.

Hisy ny lamina apetraka ho fanajana ireo fepetra ara-pahasalamana mandritra ny hetsika.

Jeu « GORISA »

L’association Gorisa Gorisa en collaboration avec la Direction Régionale de la Jeunesse et des Sports Analamanga ( DRJS) et la Commune Urbaine d’ Antananarivo (CUA) vous présente la finale du jeu « GORISA » qui aura lieu ce dimanche 17 Janvier 2021 à 8H30 sur l’Avenue de l’indépendance Analakely devant la Gare Soarano.

Ce jeu consiste à donner une opportunité aux jeunes passionnés de Bmx, de Roller et de Skateboard afin de les rassembler dans une plateforme.

Des mesures d’accompagnement seront prises pour respecter les gestes barrières durant l’événement.

Autre Articles

MANANJARY: KIANJA MANARAPENITRA

MANANJARY: KIANJA MANARAPENITRA

Efa ny 95% ny asa fanamboarana ny Kianja Manarapenitra ao Mananjary no vita ankehitriny. Tsy ho ela dia ho afaka hampiasa ity fotodrafitrasa goavana ity ny tanora eto an-toerana. Ity kianja ity moa dia isan'ireo fampanantenana nataon'ny Filoha Andry RAJOELINA tamin'ny...

HACKATHON : FIFANINANANA TETIKASA

HACKATHON : FIFANINANANA TETIKASA

Ny faha 5 Oktobra hatramin'ny 11 Oktobra ny fisoratana anarana amin'ny fifaninanana tetikasa  mikasika ny vahaolana sy ny tontolony, ho any tontolo milamina sy maharitra kokoa "Hackathon" #Hack4peace. Antsoina noho izany  ireo tanora ao anatin'ny 18 ka...

TARANJA VOLLEY-BALL

TARANJA VOLLEY-BALL

Tanteraka soamantsara anio Alahady faha-26 septambra 2021 teny amin'ny Gymnase Ankorondrano ireo lalao famaranana ny fiadiana izay ho Tompondakan'i Madagasikara eo amin'ny taranja Volley-ball. Ny Stef'Auto avy ao Toamasina teo amin'ny sokajy vehivavy ary ny GNVB teo...

MORONDAVA : KIANJA MANARAPENITRA

MORONDAVA : KIANJA MANARAPENITRA

Amin'izao fandalovan' ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa MAMOD'ALI Hawel ao Morondava anio 23 Septembra 2021 izao dia tonga niverina nijery ifotony  ny fandrosoan'ny asa fanamboarana ny kianja manarapenitra tao morondava ny tenany. Nijery...