Noraisin’ny Tale Jeneraly misahana ny Tanora, Ramatoa RATOVOSON Juliana, anio tao amin’ny biraony tetsy Ambohijatovo ny birao mpitantana ny « Fikambanam-behivavy Ambohidratrimo Mivoatra».
Noresahana nandritra izany fihaonana izany ny paikady hametrahana « Centre des Jeunes » na ivon-toerana ho an’ny tanora eny anivon’ireo fokontany mandrafitra ny distrikan’Ambohidratrimo.
Izany dia mba ho fampivoarana ny tanora sy ny vehivavy eny amin’iny faritra iny sy ho fampiroboroboana ny sehatry ny asa fandraharahana ho an’ny tanora, ary indrindra ho fanatanterahana ny Veliranon’ny Tanora ho amin’ny Emergence.
Madame Juliana Ratovoson, Directeur Général de la Jeunesse a reçu aujourd’hui à son bureau Ambohijatovo l’association « Fikambanam-behivavy Ambohidratrimo mivoatra ».
Lors de cette rencontre les deux parties ont discuté de la stratégie de mise en place du « Centre des Jeunes » au niveau des quartiers dans le district d’Ambohidratrimo.
Tout cela pour le bien être et l’épanouissement des jeunes et des femmes, surtout pour le développement de l’emploi des jeunes dans le cadre de la réalisation des Veliranon’ny tanora pour l’Emergence.