MINISTÈRE DE LA JEUNESSE

ET DES SPORTS

FLASH

FIFANARAHANA IRAISAM-PIRENENA ENTINA HANOHERANA NY  » DOPAGE » AO ANATIN’NY SEHATRY NY FANATANJAHANTENA. FIHAONANA VIRTOALY MIKASIKA NY TATITRA : ADLOGIC DES PLATEFORMES NATIONALES DE CONFORMITÉ DES ETATS PARTIES.

Tontosa ny 09 febroary 2021 ny fihaonambe fakan-kevitra virtoaly izay natao ho fampiharana ny fanarahan-dalàna ireo mpikambana ao anatin’ny fifanarahana iraisam-pirenena momba ny  » Dopage » mandritra ny fanatanjahantena.

Nandray anjara tamin’izany ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ka nisolontena an’i Madagasikara tamin’izany Ramatoa BEJO Razafindrakala Julianna- Chef de Service Antidopage eo anivon’ny Direction Générale des Sports sady Point Focal Antidopage .

Nandritra ny fihaonana dia nasongadina tao ny mikasika ny ADLogic (Anti-Doping Logic), mialoha ny tatitra 2020-2021 izay hatolotra amin’ny fivoriana COP8

Tanjona ho tratrarina nandritra ity fakan-kevitra ity ny:

1. Topi-maso momba ny rafitra fanaraha-maso              

2. Fampisehoana ny fizotran’ny fampitana ny tatitra

3. Fifanakalozan-kevitra miaraka niarahana tamin’ny

Plateformes Nationales de Conformité (PNC) ireo ankolafy momba ny lohahevitra.

Araka ny Andininy faha-31 mifehy ny fifanarahana iraisam-pirenena momba ny  »Dopage » amin’ny fanatanjahantena, dia tokony hanolotra tatitra isaky ny roa taona amin’ny Fihaonamben’ny Ankolafy ireo mpikambana ao anatin’izany momba ny fepetra noraisina hanarahana ny fifanarahana.

CONVENTION INTERNATIONALE CONTRE LE DOPAGE DANS LE SPORT : RÉUNION DE CONSULTATION VIRTUELLE CONSACRÉE AUX RAPPORTS ADLOGIC DES PLATEFORMES NATIONALES DE CONFORMITÉ DES ETATS PARTIES.

Dans le cadre de suivi de la mise en œuvre du conformité des Etats parties à la Convention Internationale contre le Dopage, une réunion consultative virtuelle a été organisée le 09 Février 2021.

Le Ministère de la Jeunesse et des Sports, a participé activement à cette réunion virtuelle par l’intermédiaire de Mme BEJO Razafindrakala Julianna, Chef de Service Antidopage auprès de la Direction Générale des Sports

et Point Focal Antidopage, pour représenter Madagascar.

Cette réunion des Etats parties a été consacrée à la présentation d’ADLogic, avant le cycle de rapport 2020-2021 pour soumission à la huitième session de la Conférence des Parties (COP8).

L’ordre du jour des consultations visait à fournir:

1- Un aperçu du cadre de suivi;

2- La présentation du processus de soumission du rapport ADLogic;

3- Une opportunité de dialogue avec les Plateformes Nationales de Conformité (PNC) des États parties à ce sujet.

Les résultats devraient aider les PNC à répondre aux exigences de la COP8 sur le rapport national 2020-2021 de suivi de la conformité par le partage d’informations clé, d’astuces et de conseils. Conformément à l’article 31 de la Convention internationale contre le dopage dans le sport, les États parties soumettent, tous les deux ans à la Conférence des Parties, un rapport national sur les mesures prises en vue de se conformer à la Convention.

Autre Articles

MANANJARY: KIANJA MANARAPENITRA

MANANJARY: KIANJA MANARAPENITRA

Efa ny 95% ny asa fanamboarana ny Kianja Manarapenitra ao Mananjary no vita ankehitriny. Tsy ho ela dia ho afaka hampiasa ity fotodrafitrasa goavana ity ny tanora eto an-toerana. Ity kianja ity moa dia isan'ireo fampanantenana nataon'ny Filoha Andry RAJOELINA tamin'ny...

HACKATHON : FIFANINANANA TETIKASA

HACKATHON : FIFANINANANA TETIKASA

Ny faha 5 Oktobra hatramin'ny 11 Oktobra ny fisoratana anarana amin'ny fifaninanana tetikasa  mikasika ny vahaolana sy ny tontolony, ho any tontolo milamina sy maharitra kokoa "Hackathon" #Hack4peace. Antsoina noho izany  ireo tanora ao anatin'ny 18 ka...

TARANJA VOLLEY-BALL

TARANJA VOLLEY-BALL

Tanteraka soamantsara anio Alahady faha-26 septambra 2021 teny amin'ny Gymnase Ankorondrano ireo lalao famaranana ny fiadiana izay ho Tompondakan'i Madagasikara eo amin'ny taranja Volley-ball. Ny Stef'Auto avy ao Toamasina teo amin'ny sokajy vehivavy ary ny GNVB teo...

MORONDAVA : KIANJA MANARAPENITRA

MORONDAVA : KIANJA MANARAPENITRA

Amin'izao fandalovan' ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa MAMOD'ALI Hawel ao Morondava anio 23 Septembra 2021 izao dia tonga niverina nijery ifotony  ny fandrosoan'ny asa fanamboarana ny kianja manarapenitra tao morondava ny tenany. Nijery...