MINISTÈRE DE LA JEUNESSE

ET DES SPORTS

FLASH

FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY VEHIVAVY 2021

« Vehivavy mizaka tena sy miarin-doha anaty tontolo iainana mirindra ho amin’ny fampandrosoana lovain-jafy » no lohahevitra vohizina amin’ ity taona 2021 ity.

Maro ny hetsika notanterahina entina anamarihana ny andro 8 martsa 2021. Anisan’izany ny fambolen-kazo izay nokarakarain’i Association Fitia eo ambany fitarihan- dRamatoa Mialy Rajoelina, Vadin’ny Filoham-Pirenena tao amin’ny kaominina Sakaramy, faritra Diana. Bararata sy rafia no hazo novolena tao an-toerana.

Nandray anjara tamin’izany fambolen-kazo izany ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ahitana an’i Ramatoa Juliana RATOVOSON Tale Jeneraly misahana ny Tanora sy ireo delegasiona miaraka aminy avy ao amin’ny Direction des Ressources Humaines, ny Direction de la Santé de la Reproduction et de la Protection de la Jeunesse ary ny Direction Régionale de la Jeunesse et des Sports ao amin’ny Faritra Diana.

CÉLÉBRATION DE LA JOURNÉE MONDIALE DE LA FEMME 2021

« Femme autonome et résiliente dans un environnement sain pour un développement durable »

Ainsi était le thème pour cette année.

Diverses activités ont été organisées pour marquer cette journée du 08 Mars 2021, parmi cela le reboisement organisé par l’association Fitia dirigé par la première dame Mialy RAJOELINA.

Le reboisement a eu lieu dans la commune de Sakaramy dans la région de Diana. La plantule de Bambou et de Raphia étaient le choix pour cette année.

Le Ministère de la Jeunesse et des Sports a aussi participé a cette événement, madame le Directeur Géneral de la Jeunesse était le chef da la délégation en compagnie des représentants de la Direction des Ressources humaines, Direction de la Santé de la Reproduction et de la Protection de la Jeunesse ainsi que la Direction Régionale de La Jeunesse et des Sports à Diana.

Autre Articles

MANANJARY: KIANJA MANARAPENITRA

MANANJARY: KIANJA MANARAPENITRA

Efa ny 95% ny asa fanamboarana ny Kianja Manarapenitra ao Mananjary no vita ankehitriny. Tsy ho ela dia ho afaka hampiasa ity fotodrafitrasa goavana ity ny tanora eto an-toerana. Ity kianja ity moa dia isan'ireo fampanantenana nataon'ny Filoha Andry RAJOELINA tamin'ny...

HACKATHON : FIFANINANANA TETIKASA

HACKATHON : FIFANINANANA TETIKASA

Ny faha 5 Oktobra hatramin'ny 11 Oktobra ny fisoratana anarana amin'ny fifaninanana tetikasa  mikasika ny vahaolana sy ny tontolony, ho any tontolo milamina sy maharitra kokoa "Hackathon" #Hack4peace. Antsoina noho izany  ireo tanora ao anatin'ny 18 ka...

TARANJA VOLLEY-BALL

TARANJA VOLLEY-BALL

Tanteraka soamantsara anio Alahady faha-26 septambra 2021 teny amin'ny Gymnase Ankorondrano ireo lalao famaranana ny fiadiana izay ho Tompondakan'i Madagasikara eo amin'ny taranja Volley-ball. Ny Stef'Auto avy ao Toamasina teo amin'ny sokajy vehivavy ary ny GNVB teo...

MORONDAVA : KIANJA MANARAPENITRA

MORONDAVA : KIANJA MANARAPENITRA

Amin'izao fandalovan' ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa MAMOD'ALI Hawel ao Morondava anio 23 Septembra 2021 izao dia tonga niverina nijery ifotony  ny fandrosoan'ny asa fanamboarana ny kianja manarapenitra tao morondava ny tenany. Nijery...