MINISTÈRE DE LA JEUNESSE

ET DES SPORTS

FLASH

FIARAHABANA NY MINISITRY NY TANORA SY NY FANATANJAHANTENA.

Nosafidiana hifanindran-dalana tamin’ny taom-baovao Malagasy ny  nanatanterahan’ireo tale isan-tsokajiny eo anivon’ny Ministeran’ ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ny fiarahabana an’Andriamatoa Minisitra TINOKA Roberto narahina firariantsoa ny amin’ity taona vaovao 2021 ity.

Nisaotra azy ireo Andriamatoa Minisitra ary nanambara ny hitohizan’ny fiaraha-miasa hatrany indrindra ny firaisan-kina eo am-panatanterahana ny asa mba ahafahana manatratra ireo tanjona sy dingana maro mandritra ity taonan’ny asa ity.

Nohamafisina ihany koa fa manana adidy ny mpiara-miasa rehetra hitondra ny anjara birikiny ankitsipò ahafahana manatanteraka ny vinan’ny Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA sy ireo Velirano mifanandrify ny Departemanta.

Farany dia namporisika ny Minisitra ny amin’ny fiaraha-mientana amin’izay asa rehetra hotontosaina ho fampandrosoana ny Ministera.

PRÉSENTATION DE VŒUX AU MINISTRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS

A l’occasion de la célébration du nouvel an Malagasy, les Directeurs du Ministère de la Jeunesse et des Sports ont  présenté leurs vœux et souhaits  à Monsieur le  Ministre TINOKA Roberto pour lui souhaiter une bonne année 2021.

En retour, M. le Ministre leur a adressé ses remerciements, et a également annoncé la continuité du travail et incite la cohésion entre les directions afin  d’atteindre ensemble les objectifs fixés.

Il a rappelé le devoir de tout le personnel du Ministère afin que chacun puisse donner les meilleurs d’eux même pour la réalisation du Velirano établit par le Président Andry Nirina RAJOELINA. A la fin, le Ministre les a encouragé à collaborer ensemble dans tous les programmes afin d’assurer le développement du Ministère.

Autre Articles

MANANJARY: KIANJA MANARAPENITRA

MANANJARY: KIANJA MANARAPENITRA

Efa ny 95% ny asa fanamboarana ny Kianja Manarapenitra ao Mananjary no vita ankehitriny. Tsy ho ela dia ho afaka hampiasa ity fotodrafitrasa goavana ity ny tanora eto an-toerana. Ity kianja ity moa dia isan'ireo fampanantenana nataon'ny Filoha Andry RAJOELINA tamin'ny...

HACKATHON : FIFANINANANA TETIKASA

HACKATHON : FIFANINANANA TETIKASA

Ny faha 5 Oktobra hatramin'ny 11 Oktobra ny fisoratana anarana amin'ny fifaninanana tetikasa  mikasika ny vahaolana sy ny tontolony, ho any tontolo milamina sy maharitra kokoa "Hackathon" #Hack4peace. Antsoina noho izany  ireo tanora ao anatin'ny 18 ka...

TARANJA VOLLEY-BALL

TARANJA VOLLEY-BALL

Tanteraka soamantsara anio Alahady faha-26 septambra 2021 teny amin'ny Gymnase Ankorondrano ireo lalao famaranana ny fiadiana izay ho Tompondakan'i Madagasikara eo amin'ny taranja Volley-ball. Ny Stef'Auto avy ao Toamasina teo amin'ny sokajy vehivavy ary ny GNVB teo...

MORONDAVA : KIANJA MANARAPENITRA

MORONDAVA : KIANJA MANARAPENITRA

Amin'izao fandalovan' ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa MAMOD'ALI Hawel ao Morondava anio 23 Septembra 2021 izao dia tonga niverina nijery ifotony  ny fandrosoan'ny asa fanamboarana ny kianja manarapenitra tao morondava ny tenany. Nijery...