MINISTÈRE DE LA JEUNESSE

ET DES SPORTS

FLASH

FAMPANDRAISANA ANDRAIKITRA NY TANORA AMIN’NY FANARENANA NY ALA

« Mamboly hazo tia tanindrazana ».

Ny sehatry ny tontolo iainana no niompanan’ny fihaonan’i Rtoa Juliana Ratovoson, Tale Jeneraly misahana ny Tanora sy Atoa Léonard Emile OGNIMBA izay Ambasadaoron’ny OIF(Organisation Internationale de la Francophonie) eto Madagasikara.

Fihaonana izay notanterahina ny faha 23 Martsa 2021 tetsy amin’ny OIF Antaninarenina .Tetikasa fambolenkazo ampandraisana andraikitra ireo tanora maro manerana ny Madagasika no tanjon’ny dinika ka hiarahan’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena miasa amin’ny OIF sy ny Minisiteran’ny tontolo iainana izay mamaly indrindra ny Veliranon’ny Tanora ho amin’ny Emergence « fiarovana ny tontolo iainana sy fiadiana amin’ny fiovaovan’ny toetr’andro » ary isany tafiditra amin’ny fandaharanasan’ny OIF.

Nisy ihany koa nandritra ny fihaonana ny fandinihana ireo programan’asa hafa hiarahan’ny roa tonta hiasa ho an’ny tanora toy ny sehatry ny fandraharana, ny tanora sy ny tontolon’ny fizahantany , sy ny maro hafa.

ENGAGEMENT DES JEUNES DANS L’ ACTION DE REFORESTATION

« Le reboisement, une marque du patriotisme « 

SEM Léonard Emile OGNIMBA, Ambassadeur de l’ Organisation Internationale de la Francophonie (OIF) à Madagascar a reçu à son bureau à Antaninarenina, Madame Juliana Ratovoson, Directeur Général de la Jeunesse, ce mardi 23 mars 2021. une rencontre qui s’est porté essentiellement sur l’environnement.

Il a été discuté lors de cette réunion l’implication de nombreux jeunes Malagasy dans un projet de reboisement tripartite entre le Ministère de la Jeunesse et des Sports, le Ministère de l’Environnement et l’OIF pour répondre au « Veliranon’ny Tanora » pour l’Emergence sur «la protection de l’environnement et lutte contre les changements climatiques».

En outre, le reboisement est aussi inclus dans le programme de l’OIF.

Les deux parties ont également revue d’autres programmes sur la jeunesse, dans lesquels ils travailleront ensemble, à savoir le secteur de l’entrepreneuriat, le secteur du tourisme, et bien d’autres.

Autre Articles

MANANJARY: KIANJA MANARAPENITRA

MANANJARY: KIANJA MANARAPENITRA

Efa ny 95% ny asa fanamboarana ny Kianja Manarapenitra ao Mananjary no vita ankehitriny. Tsy ho ela dia ho afaka hampiasa ity fotodrafitrasa goavana ity ny tanora eto an-toerana. Ity kianja ity moa dia isan'ireo fampanantenana nataon'ny Filoha Andry RAJOELINA tamin'ny...

HACKATHON : FIFANINANANA TETIKASA

HACKATHON : FIFANINANANA TETIKASA

Ny faha 5 Oktobra hatramin'ny 11 Oktobra ny fisoratana anarana amin'ny fifaninanana tetikasa  mikasika ny vahaolana sy ny tontolony, ho any tontolo milamina sy maharitra kokoa "Hackathon" #Hack4peace. Antsoina noho izany  ireo tanora ao anatin'ny 18 ka...

TARANJA VOLLEY-BALL

TARANJA VOLLEY-BALL

Tanteraka soamantsara anio Alahady faha-26 septambra 2021 teny amin'ny Gymnase Ankorondrano ireo lalao famaranana ny fiadiana izay ho Tompondakan'i Madagasikara eo amin'ny taranja Volley-ball. Ny Stef'Auto avy ao Toamasina teo amin'ny sokajy vehivavy ary ny GNVB teo...

MORONDAVA : KIANJA MANARAPENITRA

MORONDAVA : KIANJA MANARAPENITRA

Amin'izao fandalovan' ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa MAMOD'ALI Hawel ao Morondava anio 23 Septembra 2021 izao dia tonga niverina nijery ifotony  ny fandrosoan'ny asa fanamboarana ny kianja manarapenitra tao morondava ny tenany. Nijery...