MINISTÈRE DE LA JEUNESSE

ET DES SPORTS

FLASH

RUGBY: FISARIHANA AMIN’NY FIFANINANANA WORLD RUGBY SEVENS REPECHAGE.

Notontosaina io maraina io ny fisarihana amin’ny fifaninanana World Rugby Sevens Repechage izay hiadian-toerana ahafahana miatrika ny lalao Olaimpika eo amin’ny taranja baolina lavalava lalaovin’olona 7 izay atao any Tokyo .

Ekipa vehivavy 12 no hifaninanaamin’izany ka ny 2 amin’izy ireo ihany no afaka hiatrika izany Lalao Olaimpika Tokyo 2020 izany.

Tafiditra ao anatin’ireo ekipa hifaninana amin’izany ny ekipam-pirenena Malagasy vehivavy ka ao anatin’ny vondronaC no misy antsika, izay ahitana firenena 4 dia i Madagasikara, Frantsa, Hong Kong ary i Colombia.

Fifaninana izay ho tanterahina any Monaco ny faha 19 sy faha 20 Jona 2021.

Alefa Maki vehivavy

Alefa Madagasikara

RUGBY à 7: Tirage au sort du World Rugby Sevens Repêchage :

Le tirage au sort des équipes qui participeront à l’ultime tournoi pour la qualification Olympique de Tokyo s’est déroulé ce matin.

12 équipes féminines disputeront les deux places disponibles pour les Jeux Olympiques de Tokyo 2020.

L’équipe nationale féminine de Madagascar est parmi les équipes qui participeront à ce tournoi de repêchage dans la Poule C avec la France, Honk kong et la Colombia.

Le tournoi de repêchage se deroulera à Monaco le 19-20 Juin 2021.

Alefa Makis vehivavy

Alefa Madagasikara

Autre Articles

TOAMASINA: FAMPIOFANANA IREO TANORA TAO AN-TOERANA

TOAMASINA: FAMPIOFANANA IREO TANORA TAO AN-TOERANA

Nisy ny fampiofanana ireo tanora izay natao tao amin'ny Centre Regionale de la Jeunesse et des Sports (CRJS) Toamasina izay nifarana anio 27 Aogositra 2021. Nandritra ny fidinana ifotony izay notanterahin-dRamatoa Juliana RATOVOSON Minisitra lefitra,Anio zoma 27...

FIFANINANANA TSIPY KANETIBE « GRAND OPEN ANALAMANGA »

FIFANINANANA TSIPY KANETIBE « GRAND OPEN ANALAMANGA »

Taorian'ny fitokanana ny kianja manarapenitra filalaovana tsipy kanetibe " FITARATRA 2023", tao Tongarivo, kaomina Tanjombato, ny zoma lasa teo dia nisy avy hatrany ny fifaninanana "Festival de Pétanque Grand Open Analamanga". Niisa 252 ireo ekipa olona telo miaraka...