MINISTÈRE DE LA JEUNESSE

ET DES SPORTS

FLASH

U-REPORT MADAGASIKARA

Ry tanora 14-30 taona, efa azonao atao ny misoratra anarana ho « U-Reporter», sehatra iray ahafahan’ny tanora mitondra ny feony amin’ny lohahevitra maro mahakasika azy ireo.

Alefaso SMS @ 301 ny « ureport » dia araho ny toromarika.

Hafatra maimaimpoana amin’ny Tambazotra Orange, Airtel ary Telma.

Ry Tanora, manan-danja ny feonao.

#Ma_Voix_Compte

#ureportMDG

#UNICEF

U-REPORT MADAGASCAR

Vous êtes jeunes entre 14 à 30 ans, vous pouvez vous inscrire pour être « U-Reporter »,

« U-report »un plateforme qui permet aux jeunes de faire entendre leurs voix sur des sujets intéressants qui leur concernent au quotidien.

Pour s’inscrire, envoyer « ureport » par SMS au 301, après suivez les instructions.

Service gratuit pour les opérateurs Orange, Telma et Airtel.

Chers jeunes, votre voix compte.

#Ma_Voix_Compte

#ureportMDG

#UNICEF

Autre Articles

TOAMASINA: FAMPIOFANANA IREO TANORA TAO AN-TOERANA

TOAMASINA: FAMPIOFANANA IREO TANORA TAO AN-TOERANA

Nisy ny fampiofanana ireo tanora izay natao tao amin'ny Centre Regionale de la Jeunesse et des Sports (CRJS) Toamasina izay nifarana anio 27 Aogositra 2021. Nandritra ny fidinana ifotony izay notanterahin-dRamatoa Juliana RATOVOSON Minisitra lefitra,Anio zoma 27...