MINISTÈRE DE LA JEUNESSE

ET DES SPORTS

FLASH

TOLIARA: FANANGANANA KIANJA MITAFO MANARAPENITRA

Nidina ifotony nijery ny fandrosoan’ny asa fanamboarana ny Kianja manarampenitra taoToliara ny Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahantena Andriamatoa TINOKA Robertoizay sady Minisitra Coach ao Toliara androany 30 May 2021.

Notronin’ireo manam-pahefana isan-tsokajiny eo  an-toerana izany, izay nahitana ny Loholona Eongombelo Marcel, ny Governora Dr Edally RANOELISON,ny Solombavambahoakan’ny Toliara 2 sy Beloha Androy, ny  Prefet ao amin’ny faritra, ny Talem-paritra misahana ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, ny Ben’ny tanàna sy ireo manamboninahitra isan-tsokajy ary miaramila.

Nambaran’ Andriamatoa Minisitra  fa mandroso ny asa fanamboarana ny kianja mitafo satria dia efa ny 50 isan-jaton’ny asa no efa vita (Tranche ferme 95℅. Tranche conditionnelle 15 ℅)  izay hahazaka olona 4000.  Isan’ny sangany ary tsy mena mitaha mihaotra ny firenenana hafa eto Afrika ity fotodrafitrasa ity ary tsy ho latsa-danja nohon’ ny fiavahany.

TOLIARA: DÉROULEMENT DES TRAVAUX DE CONSTRUCTION DU GYMNASE COUVERT MANARAPENITRA.

Ce 30 Mai, le Ministre de la Jeunesse et des Sports, Monsieur TINOKA Roberto et Ministre coach de la Région a fait une descente sur terrain pour observer l’avancement des travaux du Gymnase Manarapenitra.

Les autorités locaux ont honoré de leur présence, parmi eux, Monsieur le Sénateur Eongombelo Marcel, le Gouverneur DR Edally RANOELISON, le député de la Région de Toliara 2 , Beloha Androy, le Préfet de la région, la Direction Régional de la Jeunesse et des Sports (DRJS), le Maire ainsi que des autorités civiles et militaires.

Après la constatation des travaux, le Ministre a affirmé que la construction du Gymnase couvert Manarapenitra avance à grands pas. En effet 50% des travaux sont achevés (Tranche ferme 95℅,  Tranche conditionnelle 15 ℅). Ce gymnase aura la capacité d’accueillir 4000 spectateurs. Cette infrastructure selon sa spécificité et ses normes se démarquera des autres pays, de même sera parmi les plus grandes infrastructures en Afrique.

Autre Articles

MANANJARY: KIANJA MANARAPENITRA

MANANJARY: KIANJA MANARAPENITRA

Efa ny 95% ny asa fanamboarana ny Kianja Manarapenitra ao Mananjary no vita ankehitriny. Tsy ho ela dia ho afaka hampiasa ity fotodrafitrasa goavana ity ny tanora eto an-toerana. Ity kianja ity moa dia isan'ireo fampanantenana nataon'ny Filoha Andry RAJOELINA tamin'ny...

HACKATHON : FIFANINANANA TETIKASA

HACKATHON : FIFANINANANA TETIKASA

Ny faha 5 Oktobra hatramin'ny 11 Oktobra ny fisoratana anarana amin'ny fifaninanana tetikasa  mikasika ny vahaolana sy ny tontolony, ho any tontolo milamina sy maharitra kokoa "Hackathon" #Hack4peace. Antsoina noho izany  ireo tanora ao anatin'ny 18 ka...

TARANJA VOLLEY-BALL

TARANJA VOLLEY-BALL

Tanteraka soamantsara anio Alahady faha-26 septambra 2021 teny amin'ny Gymnase Ankorondrano ireo lalao famaranana ny fiadiana izay ho Tompondakan'i Madagasikara eo amin'ny taranja Volley-ball. Ny Stef'Auto avy ao Toamasina teo amin'ny sokajy vehivavy ary ny GNVB teo...

MORONDAVA : KIANJA MANARAPENITRA

MORONDAVA : KIANJA MANARAPENITRA

Amin'izao fandalovan' ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa MAMOD'ALI Hawel ao Morondava anio 23 Septembra 2021 izao dia tonga niverina nijery ifotony  ny fandrosoan'ny asa fanamboarana ny kianja manarapenitra tao morondava ny tenany. Nijery...