MINISTÈRE DE LA JEUNESSE

ET DES SPORTS

FLASH

TARANJA FIBATANA FONJAMBY

Tonga soa amantsara eto an-tanindrazana anio 31 May 2021 ny atleta Malagasy nandeha niady izay ho Tompondakan’i Afrika amin’ny taranja Fibatana Fonjamby izay natao tany Nairobi, Kenya.

Marihina fa Medaly volamena 08,volafotsy 01 ary alimo 3 no azon’ireto mahery fo ireto.

Tonga nitsena sy niarahaba azy ireo teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato nisolo tena ny Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahan-tena Atoa TINOKA Roberto ny Tale Jeneraly misahana ny Fanatanjahantena.

Alefa Hatherophilie

Alefa Madagasikara

HALTÉROPHILIE : ARRIVÉE DES ATHLÈTES APRÈS LE CHAMPIONNAT D’AFRIQUE

Les athlètes Malagasy ont foulé le sol de Madagascar aujourd’hui 31 mai 2021 après avoir participé le championnat d’Afrique d’haltérophilie en Nairobi, Kenya.

A ce titre, nos champions ont remporté 08 médailles d’or, 01 d’argent et 03 médailles de bronze.

Le Directeur Général des Sports représentant du Ministre de la Jeunesse et des Sports Monsieur TINOKA Roberto s’est rendu à l’aéroport international d’ Ivato pour les accueillir tout en adressant les félicitations après cette victoire.

Alefa Hatherophilie

Alefa Madagasikara

Autre Articles

TOAMASINA: FAMPIOFANANA IREO TANORA TAO AN-TOERANA

TOAMASINA: FAMPIOFANANA IREO TANORA TAO AN-TOERANA

Nisy ny fampiofanana ireo tanora izay natao tao amin'ny Centre Regionale de la Jeunesse et des Sports (CRJS) Toamasina izay nifarana anio 27 Aogositra 2021. Nandritra ny fidinana ifotony izay notanterahin-dRamatoa Juliana RATOVOSON Minisitra lefitra,Anio zoma 27...

FIFANINANANA TSIPY KANETIBE « GRAND OPEN ANALAMANGA »

FIFANINANANA TSIPY KANETIBE « GRAND OPEN ANALAMANGA »

Taorian'ny fitokanana ny kianja manarapenitra filalaovana tsipy kanetibe " FITARATRA 2023", tao Tongarivo, kaomina Tanjombato, ny zoma lasa teo dia nisy avy hatrany ny fifaninanana "Festival de Pétanque Grand Open Analamanga". Niisa 252 ireo ekipa olona telo miaraka...