MINISTÈRE DE LA JEUNESSE

ET DES SPORTS

FLASH

RUGBY: VOKA-DALAO AZON’NY MAKIS SENIORS VEHIVAVY SY MAKIS LEHILAHY U20

Tsara ny vokatra ho  an’i Madagasikara eo amin’ny fifaninanana amin’ny taranja Rugby izay atao any Nairobi,  Kenya satria dia nahazo fandresena izy ireo tamin’ny lalao voalohany natao androany.  

Teo amin’ny « Rugby Africa Women’s Cup » dia nivoaka mpandresy  ny Makis Seniors Vehivavy  tamin’ny isa 27 – 15 nanoloana an’i Lionesses Kenya .

Ny Makis lehilahy U20 kosa dia nandavo an’i Sénégal tamin’ny isa 34-03 ao anatin’ny  » Barthès Trophy ».

Alefa Makis

Alefa Madagasikara

Autre Articles

KIANJA BAREA MAHAMASINA

KIANJA BAREA MAHAMASINA

Antsika Malagasy rehetra manerana an'i Madagasikara ny Kianja BAREA. Tokony ho saro-piaro isika amin’ny fitandroana ity fotodrafitrasa lehibe ity, satria sady fananana iombonana ny Kianja BAREA no sady fananam-pirenena. Io no kianja hiarovana ny voninahi-pirenena,...

FAHATONGAVAN’I SAMUEL ETO’O ETO MADAGASIKARA

FAHATONGAVAN’I SAMUEL ETO’O ETO MADAGASIKARA

Anio 01 septambra 2021 no  nigadona eny amin'ny seranam-piaramanidina Ivato ilay kitan'ny Baolina kitra kameroniana fanta-daza maneran-tany tao amin'ny klioba FC Barcelone sy Lions Indomptables  Samuel Eto'o izay ny Filoham-pirenena no nanasa manokana azy ho...

FITOKANANA NY I-TAFA TAMIN’NY FOMBA OFISIALY.

FITOKANANA NY I-TAFA TAMIN’NY FOMBA OFISIALY.

Anio 31 Aogositra 2021 no notokanana tamin'ny fomba ofisialy ny ivon-toerana I-TAFA etsy Ambohijatovo ambony. Tonga nanome voninahitra izany ny Minisitra lefitra misahana ny Tanora eo anivon'ny Ministeran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Ramatoa Juliana RATOVOSON....

KIANJA BAREA : NAHAZO FAHAFAHANA MAMPIDITRA MPIJERY

KIANJA BAREA : NAHAZO FAHAFAHANA MAMPIDITRA MPIJERY

Taorian'ny fitsidihana sy fijerena nataon'ny teknisianina avy ao amin'ny Kaofederasiona Afrikanina ny baolina kitra (CAF) dia nanao valan-dresaka ho an'ny mpanao gazety ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena MAMOD’ALI Hawel. Nambarany tamin'izany fa nahazo...