Anjaran’ny Tanora tao Diego indray no nanaovana ny fanentanana mahakasika ny U-report izay niarahana tamin’ny Tale Jeneraly misahana ny Tanora eo anivon’ny Ministera ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Ramatoa Juliana RATOVOSON anio Alahady 4 jolay 2021 .
Marihina fa ny U-report dia sehatra iray hahafahan’ny tanora maneho ny heviny amin’ny fandefasana hafatra « ureport » amin’ny 301.
Entanina hatrany ny tanora rehetra manerana an’i Madagasikara hiditra ho U-reporter satria manan-danja ny feon’ny tanora.
Hisy ny hetsika maro izay ho fanentanana ny tanora eto Diego mba hahatongavan’izy ireo ho » U-reporter ».
#U_REPORT_MADAGASIKARA
#MANANDAJA_NY_FEOKO
DIEGO: U- REPORT MADAGASCAR.
Le dimanche 4 juillet 2021, le Ministère de la Jeunesse et des Sports, représenté par Le Directreur Général de la Jeunesse, Madame Juliana RATOVOSON, a procédé à la vulgarisation de U-Report Madagascar dans la ville de Diego.
Rappelons que le U-report est une plateforme où les jeunes peuvent s’exprimer et faire entendre leurs voix en envoyant un sms « ureport » au 301.
De nombreuses activités étaient prévues lors de cette visite pour inciter les jeunes de Diego à s’inscrire, car tous les jeunes de Madagascar sont appelés à devenir des U-reporters.
#U_REPORT_MADAGASCAR #MA_VOIX_COMPTE