MINISTÈRE DE LA JEUNESSE

ET DES SPORTS

FLASH

HACKATHON : FIFANINANANA TETIKASA

Ny faha 5 Oktobra hatramin’ny 11 Oktobra ny fisoratana anarana amin’ny fifaninanana tetikasa  mikasika ny vahaolana sy ny tontolony, ho any tontolo milamina sy maharitra kokoa « Hackathon » #Hack4peace.

Antsoina noho izany  ireo tanora ao anatin’ny 18 ka hatramin’ny 30 taona handray anjara.

« Mijoro ho an’ny tontolo milamina sy maharitra »

Autre Articles

KIANJA BAREA MAHAMASINA

KIANJA BAREA MAHAMASINA

Nisy ny fitsidihana ny fandrosoan'ny asa izay atao ao amin'ny kianja BAREA Mahamasina ny alatsinainy 1 Febroary 2021. Kianja; izay handraisana ny lalao CAN 2021, hifandonan'i Madagasikara sy Niger ny faha-30 Martsa 2021. Araka izany, nanatanteraka  fidinana ifotony...

TOLIARA : MPIASAN’NY FITSARANA

TOLIARA : MPIASAN’NY FITSARANA

Notontosaina androany 1 febroary 2021 ny fametrahana ireo mpiasan'ny fitsarana 12 tany amin'ny Faritany Toliara. Tonga nanome voninahitra izany tany an-toerana ny solotenan'ny Governemanta Andriamatoa Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena TINOKA Roberto no sady...

Noraisin’ny Tale Jeneraly misahana ny Tanora, Ramatoa RATOVOSON Juliana, anio tao amin’ny biraony tetsy Ambohijatovo ny birao mpitantana ny « Fikambanam-behivavy Ambohidratrimo Mivoatra». Noresahana nandritra izany fihaonana izany ny paikady hametrahana « Centre des...