MINISTÈRE DE LA JEUNESSE

ET DES SPORTS

FLASH

BRICKAVILLE: FITSIDIHANA NY KIANJA MANARAPENITRA.

Nidina ifotony nijery ny fandrosoan’ny asa fanamboarana ny kianja manarapenitra tao Brickaville indray ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Andriamatoa Hawel MAMOD’ALI anio 6 Novambra 2021.

Hita arak’izany fa mandeha ny asa ary nohamafisina ny fanajana ireo fepetra teknika.

Tsy ho ela dia afaka hisitraka izany ireo Tanoran’ny Brickaville.

Autre Articles

FANDAHARAN’ASA YOUTHCONNEKT MADAGASIKARA

FANDAHARAN’ASA YOUTHCONNEKT MADAGASIKARA

Lucienne, tanora 19 taona monina ao Ambovombe Androy dia anisan'ireo tanora nisitraka ny famatsiam-bola tamin'ny Fandaharan'asa "YouthConnekt" ny taona 2019, programa iray natomboka tamin'ny taona 2019 ary natokan'ny Minisiteran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ho...

LALAO GORISA Tontosa omaly Alahady 17 Janoary 2021 tetsy amin’ny araben’ny fahaleovantena Soarano ny dingana famaranana ny lalao Gorisa izay nandraisan’ireo tanora maro mpankafy skateboard sy BMX anjara.Toy izao ireo vokatra farany tamin’izany fifaninanana izany....

« LALAO GORISA »

« LALAO GORISA »

Ny Fikambanana Gorisa Gorisa izay miara-miasa amin'ny Fitaleavam-paritry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena eto Analamanga ( DRJS) ary ny Fiadidiana ny Tanànan'Antananarivo Renivohitra (CUA) dia manolotra ho antsika ny hetsika lalao famaranana "GORISA" ny Alahady 17...

Taorian'ny fananganan-tsaina dia nampivory avy hatrany ireo Tale isan-tsokajiny teto amin'ny Ministeran'ny Tanora sy ny fanatanjahantena, Andriamatoa Minisitra TINOKA Roberto ka nanomezany ny Paikady hoenti-miasa amin'ity taona 2021 ity. Nambarany tamin'izany ny...

Tanteraka androany Alatsinainy faha 11 janoary 2021, ny fananganan-tsaina voaloany teo anivon’ny Ministeran’ ny Tanora sy ny Fanatanjahantena. “Ho taom-pahasoavana ho lavitry ny ratsy, ary hitondra antsika ho amin’ny fahombiazana amin'izay rehetra ho kasaina sy...

Manantitra ny arahaba ombam-pirarian-tsoa ho anareo rehetra amin'izao taona vaovao 2021 izao izahay eto amin'ny Ministeran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena.

VISITE AUPRES DES JEUNES ENTREPRENEURS A TOAMASINA

VISITE AUPRES DES JEUNES ENTREPRENEURS A TOAMASINA

Une délégation du Ministère de la Jeunesse et des Sports menée par le Directeur Général de la Jeunesse s'est rendu dans les quariers de Tanambao 2, Tanambao 5, Andranomadio, Salazamay sud à Toamasina pour rendre visite aux jeunes entrepreneurs locaux. Un bilan sur...