Nanomboka omaly faha-18, ary nifarana androany 19 Desambra 2021 ny fifaninanana nasionaly teo amin’ny taranja familiana fiarakodia.
Mika RASOAMAROMAKA, mpanamory sy Fabrice RASATA Herindraibe mpanamory mpanampy , mitondra ny fiara Peugeot 208 T16 no voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara 2021.
Tonga nanome voninahitra ity lanonana famaranana ity ny Ministry ny Tanora Sy ny Fanatanjahatena, Andriamatoa MAMOD’ALI Hawel sy ny Governoran’ny Faritra Analamanga, Andriamatoa Hery RASOAMAROMAKA.