Noraisin’i Ramatoa Minisitra lefitra misahana ny Tanora Juliana Tahina Ratovoson.ny Solontena maharitry ny PNUD Madagascar Natasha Van Rijn ny alatsinainy faha 11 oktobra.
Nodinihana tamin’izany ny fanomanana ny dian’ny delegasiona malagasy hiatrika ny Fihaonambe YouthConnekt Africa izay hatao ao Accra Ghana ny 20-22 oktobra 2021 izao. Izao fihaonana izao koa no nizarana ireo asa laharam-pahamehana ho an’ny ministera misahana ny tanora. Ny #PNUD dia anisan’ny mpiaramiombon’antoka miara-miasa akaiky amin’ny Ministère de la Jeunesse et des Sports, ary nanamafy izy ireo fa hampitomboina ny fanohanana ny tanora malagasy.
|
Programme de Promotion de l’Entreprenariat des Jeunes (Ex FIJ) – 2015
Le Ministère de la Jeunesse et des Sports en partenariat avec la CONFEJES informe le public pour l’ouverture de l’appel à candidature aux projets PPEJ (Programme de Promotion de l’Entreprenariat des Jeunes) ex FIJ. L’appel de candidature s’adresse aux jeunes de 16 à...