Nitsidika ara-pomba fanajana ny Filohan’ny Antenimierampirenena Christine RAZANAMAHASOA ny Minisitra lefitra misahana ny Tanora Juliana Ratovoson omaly ka nidinika ny mahakasika ny Parlement National des Jeunes.
Hisy araka izany fifanaraham-piaraha miasa na convention tripartite iarahan’ny Antenimierampirenena, ny Antenimierandoholona, sy ny Ministera misahana ny tanora. Anisan’ny dinika ihany koa ny komisiona izay handinika ny hamerenana amin’ny ampahany na manontolo ny fifidianana izay hampahafantarina miandalana amintsika ihany
|
ATRIKASA MAHAKASIKA NY TETIKASA OBS-MADA
Atrikasa mahakasika ny Fankatoavana ny tari-dalana sy fitaovana fanofanana Tanora momba ny hay-taky sy ny hay-tarika ary Fitantanana sy Fampiroboroboana Tetikasa no notanterahina tetsy amin'ny Hotel Colbert ny 25 Novambra 2021 lasa teo. Notontosaina izany mba...