MINISTÈRE DE LA JEUNESSE

ET DES SPORTS

FLASH

FAMARANANA NY FAHA 16 ANDRO IADIANA AMIN’NY HERISETRA MIANJADY AMIN’NY VEHIVAVY

Ny asabotsy faha 11 Desambra teo dia niaraka tamin’ireo « Femmes leaders » teto Moramanga aho namarana ny 16 andro iadiana amin’ny herisetra mianjady amin’ny vehivavy na ny 16 jours d’activisme.

Misy karazany ny herisetra izay atrehin’ny vehivavy sy ny zatovovavy, toy ny herisetra ara-moraly, ara-ekonomika, ara-batana, ara-nofo, herisetra amin’ny fomba fiteny, sns.

Ndao isika tsy hanaiky ny herisetra ka hiara-hiady amin’izany. Ho vehivavy miavotse lavitry ny herisetra. Hametraka fiarahamonina hanjakan’ny filaminana miainga isan-tokantrano.

 

Autre Articles

ATRIKASA MAHAKASIKA NY TETIKASA OBS-MADA

ATRIKASA MAHAKASIKA NY TETIKASA OBS-MADA

Atrikasa mahakasika ny Fankatoavana ny tari-dalana sy fitaovana fanofanana Tanora momba ny hay-taky sy ny hay-tarika ary Fitantanana sy Fampiroboroboana Tetikasa no notanterahina tetsy amin'ny Hotel Colbert ny 25 Novambra 2021 lasa teo. Notontosaina izany mba...

FITSIDIHAN’NY VMJ NY DISTRIKA’NY VATOMANDRY

FITSIDIHAN’NY VMJ NY DISTRIKA’NY VATOMANDRY

Tao aorian’ny fandalovan’i Andriamatoa Praiminisitra NTSAY Christian teto Vatomandry no nanombohana ny fametrahana izao fotodrafitrasa ho an’ny tanora izao na « Maison des Jeunes ». Vita tanteraka ny asa fanamboarana, koa nitsidika ny Distrikan’i Vatomandry ny...