Endrika vaovao no ahitana ny tranoben’ny Tanora ao Vatomandry, izay andalam-pahavitana ankehitriny.
Tonga nijery izany ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Atoa MAMOD’ALI Hawel, ny tolakandron’ny 14 janoary, rehefa avy nitsidika ny faritra Mahanoro.