FANOHANANA IREO TRA-BOINA NOHON’NY ANDRO RATSY

Notolorana ny Vatsy tsinjo ireo fianakaviana tra-boina tao Toamasina noho ny voina nahazo azy ireo taorian’ny fandalovan’ny andro ratsy « ANA ».

Ho fiomanana amin’ny fiatrehana ny fiavian’ny rivo-doza « Batsirai » izay manambana ny faritra maro eto amin’ny nosy, dia tonga nijery ny toerana afaka handraisana ny traboina, toy ny Gymnase CJST, ny Filoham-pirenena, Atoa Andry RAJOELINA, sy ireo mpikambana vitsivitsy ao amin’ny governemanta, izay nahitana an’Atoa MAMOD’ALI Hawel, Minisitrin’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena