FIARAHA-MIASA MJS- UNFPA 11 mars 2022 celcom Jeunesse 0 Nahazo fampitaovana MOTO CROSS miisa ny Ministère de la Jeunesse et des Sports avy amin’ny UNFPA Madagascar ho fanamorana ny fidinana ifotony atao ho fampiroboroboana ny Tanora. Ireo Moto ireo dia omena iasana amin’ny Maison des Jeunes any amin’ireto Faritra manaraka ireto: #Analamanga, #Alaotra_Mangoro, #Amoroni_Mania, #Analanjirofo, #Anôsy, #Diana, #Haute_Matsiatra, #Menabe, #Melaky, #Vatovavy. Ny Fampitaovana dia anisan’ny paikady enti-manatratra tanjona ho an’i Ramatoa Minisitra Lefitra misahana ny Tanora Juliana Tahina Ratovoson. , izay ankasitrahana azy angady nananana izao fahazoana #Moto izao. Misaotra ny @UNFPA manohana hatrany ny Ministera ny Tanora sy ny Fanatanjahantena. © VMJ Janv 2022