MINISTÈRE DE LA JEUNESSE

ET DES SPORTS

FLASH

FOOTBALL FOR SCHOOLS

Tanterahina ao Afrika Atsimo ny 31 aogositra 2022 hatramin’ny 01 septambra 2022 izao ny seminera rezionaly izay karakarain’ny Confédération Africaine de Football ( CAF) sy ny Conseil des Associations de Football en Afrique-Australe (COSAFA) mahakasika ny Football for schools (F4S).

Misolotena an’i Madagasikara mandritra izany ny Tale Jeneralin’ny Fanatanjahantena, Ramatoa Rosa RAKOTOZAFY, ny Federasionina Malagasy ny taranja football, izay tarihan’ny filohany, Andriamatoa Victorien ANDRIANONY, ary ny solotena avy ao amin’ny Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena, Andriamatoa Riquet Etienne BEMAHEVA.

Ny Football For Schools dia tetikasan’ny FIFA izay hahafahana mampiditra ny taranja baolina kitra sy mampita ny fanabeazana, fampandrosoana ary fahaleovatenan’ny ankizy ao anatin’ny rafi-panabeazana any an-tsekoly.

Autre Articles

ATRIK’ASA MAHAKASIKA NY ZON’NY ANKIZY

ATRIK’ASA MAHAKASIKA NY ZON’NY ANKIZY

Notanterahina ny 25 hatramin'ny 27 aprily 2023 tao amin'ny ILO hôtel Ambohidratrimo ny atrik'asa mahakasika ny fanentanana sy fanoloran-tenan'ireo Governora sy ireo Préfet amin'ny fandrindrana ny fampiharana ary ny fanaraha-maso ny fandraisan'ny sehatra maro anjara...

TARANJA TOLONA: FAMPIOFANANA MPANAZATRA SY MPITSARA

TARANJA TOLONA: FAMPIOFANANA MPANAZATRA SY MPITSARA

Notanterahana ny 25 aprily 2023 tetsy amin'ny Lapan'ny Fanatanjahantena Mahamasina ny fotoam-pizarana ny  taratasim-panamarinana ho an'ireo mpanazatra eo amin'ny taranja tolona miisa 26 nanaraka fiofanana nandritra ny 5 andro niarahana tamin'ireo manam-pahaizana...

FAMPIOFANANA ETO ANIVON’NY ACADEMIE NATIONALE DES SPORTS

FAMPIOFANANA ETO ANIVON’NY ACADEMIE NATIONALE DES SPORTS

Notontosaina teto amin’ny ANS Ampefiloha ny fotoam-pamaranana ny fampiofanana izay natao ny 17 hatramin’ny 20 aprily 2023 lasa teo hoan’ireo mpanentana eo anivon’ny toerana fanetseham-batana. Ny tanjona dia hampiasaina amin’ny fanabeazana sy fampiroboroboana ny...