MINISTÈRE DE LA JEUNESSE

ET DES SPORTS

FLASH

REVUE ANNUELLE SBC UNICEF

Notanterahana nandritra ny telo andro, ny faha 29 novambra hatramin’ny faha 01 desambra 2022, ny tomban’ezaka ny asa natao nandritra ny taona 2022 niarahana tamin’ny UNICEF  » Section SBC na ny Social Behaviour Change ». Nandritra izany dia nisy fandrafetana ny drafitrasa sy paikady vaovao ho entina hiatrehana ny taona 2023.

Ireo teknisianina avy amin’ireo fitaleavana isa-tsokajiny miantsehatra ny momba ny tanora eto anivon’ny Minisitera sy ireo fitaleavam-paritra vitsivitsy no tonga nanatrika sy nandray anjara nandritra izao atrikasa izao.

Autre Articles

ATRIK’ASA MAHAKASIKA NY ZON’NY ANKIZY

ATRIK’ASA MAHAKASIKA NY ZON’NY ANKIZY

Notanterahina ny 25 hatramin'ny 27 aprily 2023 tao amin'ny ILO hôtel Ambohidratrimo ny atrik'asa mahakasika ny fanentanana sy fanoloran-tenan'ireo Governora sy ireo Préfet amin'ny fandrindrana ny fampiharana ary ny fanaraha-maso ny fandraisan'ny sehatra maro anjara...

TARANJA TOLONA: FAMPIOFANANA MPANAZATRA SY MPITSARA

TARANJA TOLONA: FAMPIOFANANA MPANAZATRA SY MPITSARA

Notanterahana ny 25 aprily 2023 tetsy amin'ny Lapan'ny Fanatanjahantena Mahamasina ny fotoam-pizarana ny  taratasim-panamarinana ho an'ireo mpanazatra eo amin'ny taranja tolona miisa 26 nanaraka fiofanana nandritra ny 5 andro niarahana tamin'ireo manam-pahaizana...

FAMPIOFANANA ETO ANIVON’NY ACADEMIE NATIONALE DES SPORTS

FAMPIOFANANA ETO ANIVON’NY ACADEMIE NATIONALE DES SPORTS

Notontosaina teto amin’ny ANS Ampefiloha ny fotoam-pamaranana ny fampiofanana izay natao ny 17 hatramin’ny 20 aprily 2023 lasa teo hoan’ireo mpanentana eo anivon’ny toerana fanetseham-batana. Ny tanjona dia hampiasaina amin’ny fanabeazana sy fampiroboroboana ny...