MINISTÈRE DE LA JEUNESSE

ET DES SPORTS

FLASH

FIKAMBANAN’NY MPIANATRA SIANTIFIKA ETO ANTANANARIVO

Nisitraka fiofanana LIFESKILLS FANOITRA module 1 Culture de vision ihany koa ny Fikambanan’ny Mpianatra Siantifika eto Antananarivo, ny 10 martsa 2023 izay notarihan-dRamatoa Tsikitsiky RAZANAMASY, Tale Jeneraly misahana ny Tanora, notronin-dRamatoa Myria Josée RESAMPA, Vadin’ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena.

Ny tanora no ho avin’ny firenena koa manampy azy ireo araka izay anjara fanabeazana no tanjona tandrify eto anivon’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena izay tarihan’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA.

Ny fananana vina no isan’ny antoka ahafahan’ny tanora mampandroso ny tenany, hampandrosoany ny fiaraha-monina misy azy ary ny fiaraha-monina miara-mandroso no mampandroso firenena.

Autre Articles

ATRIK’ASA MAHAKASIKA NY ZON’NY ANKIZY

ATRIK’ASA MAHAKASIKA NY ZON’NY ANKIZY

Notanterahina ny 25 hatramin'ny 27 aprily 2023 tao amin'ny ILO hôtel Ambohidratrimo ny atrik'asa mahakasika ny fanentanana sy fanoloran-tenan'ireo Governora sy ireo Préfet amin'ny fandrindrana ny fampiharana ary ny fanaraha-maso ny fandraisan'ny sehatra maro anjara...

TARANJA TOLONA: FAMPIOFANANA MPANAZATRA SY MPITSARA

TARANJA TOLONA: FAMPIOFANANA MPANAZATRA SY MPITSARA

Notanterahana ny 25 aprily 2023 tetsy amin'ny Lapan'ny Fanatanjahantena Mahamasina ny fotoam-pizarana ny  taratasim-panamarinana ho an'ireo mpanazatra eo amin'ny taranja tolona miisa 26 nanaraka fiofanana nandritra ny 5 andro niarahana tamin'ireo manam-pahaizana...

FAMPIOFANANA ETO ANIVON’NY ACADEMIE NATIONALE DES SPORTS

FAMPIOFANANA ETO ANIVON’NY ACADEMIE NATIONALE DES SPORTS

Notontosaina teto amin’ny ANS Ampefiloha ny fotoam-pamaranana ny fampiofanana izay natao ny 17 hatramin’ny 20 aprily 2023 lasa teo hoan’ireo mpanentana eo anivon’ny toerana fanetseham-batana. Ny tanjona dia hampiasaina amin’ny fanabeazana sy fampiroboroboana ny...