Tonga niarahaba sy nirary soa an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, amin’izao nanendrena azy hitantana ny Minisitera izao ny Filohan’ny Federasionina Malagasy ny taranja Kick Boxing, Andriamatoa LYLISON René de Roland sy ireo mpiara-miasa aminy, ny faha 20 martsa 2023.
Noresahana nandritra izany ny mahakasika ny fiomanan’ireo atleta Malagasy amin’ny lalaon’ny Nosy sy ireo fifaninanana ara-panatanhantena amin’ity taranja ity.