MINISTÈRE DE LA JEUNESSE

ET DES SPORTS

FLASH

RUGBY: TERRES EN MÊLÉES

Tonga namaly ny fanasana avy amin’Andriamatoa Arnaud GUILLOIS, masoivohon’ny Frantsa monina sy miasa eto Madagasikara, izay nitsodrano ireo ekipa U18 avy amin’ny Association Terres en Mêlées izay hiatrika ny fifaninanana « Tournoi AROI » (Association de Rugby de l’Océan Indien) ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA, ny faha 22 martsa 2023.

Hatao any La Réunion ny 24 hatramin’ny 25 martsa 2023 hoavy izao ity fifaninanana izay handraisan’i Madagasikara anjara.

Firenena miisa efatra eto amin’ny ranomasimbe Indianina no handray anjara amin’izany: la Réunion, Mayotte, Maurice ary i Madagasikara.

Autre Articles

TARANJA HANDBALL : FITSIDIHANA ARA-POMBA OFISIALY

TARANJA HANDBALL : FITSIDIHANA ARA-POMBA OFISIALY

Tonga niarahaba sy nirary soa an'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, amin'izao nanendrena azy hitantana ny Minisitera izao ny Filohan'ny Federasionina Malagasy ny taranja Handball, Ramatoa RAHERIARIJAONA Regina Clarisse, ny 17 aprily 2023.   Noresahana...

TARANJA JUDO: FIADIANA NY TOMPONDAKAN’I MADAGASIKARA

TARANJA JUDO: FIADIANA NY TOMPONDAKAN’I MADAGASIKARA

Notanterahina nandritra ny telo andro nanomboka ny 14 aprily tao am kianja mitafo Ankorondrano ny fiadiana ny tompondakan'i Madagasikara eo amin'ny taranja Judo. Ny sokajin-taona cadets sy junior lahy sy vavy no nanokatra ny fifaninanana . Ny sabotsy 15 aprily dia ny...

TARANJA AVIRON: FITSIDIHANA ARA-POMBA OFISIALY

TARANJA AVIRON: FITSIDIHANA ARA-POMBA OFISIALY

Tonga nitsidika tamin'ny fomba am-panajana an'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, teto amin'ny toeram-piasany Ambohijatovo ny Filohan'ny Federasionina Malagasy ny taranja Aviron na ny mpivehy laka miamboho, Andriamatoa MOUHIDINE Mohamad, ny 13 aprily 2023....

BASKETBALL: VALANDRESAKA HO AN’NY MPANAO GAZETY.

BASKETBALL: VALANDRESAKA HO AN’NY MPANAO GAZETY.

Nampahafantarina ny 7 aprily 2023, nandritra ny valandresaka ho an'ny mpanao gazety ny mombamomban'ny fanomanana ny "FIBA WORLD CUP U19 2023 sy ny fanomanantenan'ny ANKOAY U19 izay hatao any La Frantsa ny 10 ka hatramin'ny 29 aprily 2023 ho avy izao. Ny...

FITSIDIHANA ARA-POMBA OFISIALY NATAON’NY PNUD

FITSIDIHANA ARA-POMBA OFISIALY NATAON’NY PNUD

Tonga nitsidika am-panajana an'Andriamatoa André Haja RESAMPA, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, androany 6 aprily 2023 teto amin'ny biraony Ambohijatovo ny solotenan'ny PNUD monina sy miasa eto Madagasikara, Ramatoa NATASHA Van Rijn. Naneho ny fahavononana...