MINISTÈRE DE LA JEUNESSE

ET DES SPORTS

FLASH

SKOTISMA: FITSIDIHANA ARA-POMBA OFISIALY

Tonga nihaona tamin’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA amin’ny maha Minisitra mpiahy ny Tanora azy tao amin’ny toeram-piasany Ambohijatovo ny Filohan’ny Tily sy Mpanazava eto Madagasikara, ny 29 martsa 2023.

Ny skotisma dia fikambanana iray manerana izao tontolo izao ary misy eto Madagasikara. Isan’ny mpiahy sy mpanabe ny Tanora amin’ny lafiny isan-karazany izy ireo.

Naneho ny fahavononany ny roa tonta amin’ny hijerena sy hifanampiana amin’ny endrika fiaraha-miasa misy eo amin’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ary ny skotisma.

Autre Articles

ATRIK’ASA MAHAKASIKA NY ZON’NY ANKIZY

ATRIK’ASA MAHAKASIKA NY ZON’NY ANKIZY

Notanterahina ny 25 hatramin'ny 27 aprily 2023 tao amin'ny ILO hôtel Ambohidratrimo ny atrik'asa mahakasika ny fanentanana sy fanoloran-tenan'ireo Governora sy ireo Préfet amin'ny fandrindrana ny fampiharana ary ny fanaraha-maso ny fandraisan'ny sehatra maro anjara...

TARANJA TOLONA: FAMPIOFANANA MPANAZATRA SY MPITSARA

TARANJA TOLONA: FAMPIOFANANA MPANAZATRA SY MPITSARA

Notanterahana ny 25 aprily 2023 tetsy amin'ny Lapan'ny Fanatanjahantena Mahamasina ny fotoam-pizarana ny  taratasim-panamarinana ho an'ireo mpanazatra eo amin'ny taranja tolona miisa 26 nanaraka fiofanana nandritra ny 5 andro niarahana tamin'ireo manam-pahaizana...

FAMPIOFANANA ETO ANIVON’NY ACADEMIE NATIONALE DES SPORTS

FAMPIOFANANA ETO ANIVON’NY ACADEMIE NATIONALE DES SPORTS

Notontosaina teto amin’ny ANS Ampefiloha ny fotoam-pamaranana ny fampiofanana izay natao ny 17 hatramin’ny 20 aprily 2023 lasa teo hoan’ireo mpanentana eo anivon’ny toerana fanetseham-batana. Ny tanjona dia hampiasaina amin’ny fanabeazana sy fampiroboroboana ny...