Notanterahina ny 23 aprily 2023, teo anoloan’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana.
Mankasitra antsika rehetra niara nankalaza izany.
Notanterahina ny 23 aprily 2023, teo anoloan’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana.
Mankasitra antsika rehetra niara nankalaza izany.
Notanterahana ny 29 aprily 2023, tao amin'ny kianja Barea Mahamasina, ny valan-dresaka ho an'ny mpanao gazety narahina atrikasa mahakasika ny ady amin'ny fidorohana zava-mahadomelina isan'izany ny "Rôrô", izay niarahana tamin'ny fikambanana Tanora maro samihafa....
Ho tanterahina any Maroc ny 10 hatramin'ny 15 may 2023 ho avy izao ny famaranana ny fifidianana izay tanora mpitarika mendrika manerana ny Afrika na ny " Young African Leadership Award 2023" ny taona 2023. Noraisin' Andriamatoa André Haja RESAMPA, Minisitry ny Tanora...
Notanterahina ny 25 hatramin'ny 27 aprily 2023 tao amin'ny ILO hôtel Ambohidratrimo ny atrik'asa mahakasika ny fanentanana sy fanoloran-tenan'ireo Governora sy ireo Préfet amin'ny fandrindrana ny fampiharana ary ny fanaraha-maso ny fandraisan'ny sehatra maro anjara...
Notanterahana ny 25 aprily 2023 tetsy amin'ny Lapan'ny Fanatanjahantena Mahamasina ny fotoam-pizarana ny taratasim-panamarinana ho an'ireo mpanazatra eo amin'ny taranja tolona miisa 26 nanaraka fiofanana nandritra ny 5 andro niarahana tamin'ireo manam-pahaizana...
Notontosaina teto amin’ny ANS Ampefiloha ny fotoam-pamaranana ny fampiofanana izay natao ny 17 hatramin’ny 20 aprily 2023 lasa teo hoan’ireo mpanentana eo anivon’ny toerana fanetseham-batana. Ny tanjona dia hampiasaina amin’ny fanabeazana sy fampiroboroboana ny...
Tontosa ny faha 26 aprily 2023 ny fanolorana ny mari-boninahi-pirenena « Chevalier de l’Ordre National » (à titre posthume) an’i John Mario RANDRIAMANANA dit BIGMAN, kintan’ny Bodybuilding, izay nitondra avo ny voninahim-pirenena, tompondaka lefitra manerantany ny...
Notanterahina ny 20 aprily 2023, tao amin'ny Kianja Barea Mahamasina ny fivoriana momba ny fandaminana rehetra mahakasika ny fankalazana ny andro manerantany ny fanatanjahantena ho amin'ny fampandrosoana sy ny filaminana. Hetsika izay natao indrindra hampiasaina ny...
Nandray an'i Laura RASOANAIVO RAZAFY, mpiangaly taranja Judo ary mitazona laharana voalohany eran-tany eo amin'ny sokajy "Junior" latsaky ny 70kg ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA, notronin'Andriamatoa André Haja RESAMPA, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena...
Notanterahina tetsy amin'ny INSCAE 67Ha, ny 19 aprily 2023 ny kaonferansa momba ny " Fitantanana ny fanatanjahantena eo amin'ny sehatra avo lenta" , izay nokarakarain'ny "The Futur is feminine" Nisy ny fifanakalozan-kevitra tamin'ireo mpandray anjara izay...
Tonga niarahaba sy nirary soa an'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, amin'izao nanendrena azy hitantana ny Minisitera izao ny Filohan'ny Federasionina Malagasy ny taranja Handball, Ramatoa RAHERIARIJAONA Regina Clarisse, ny 17 aprily 2023. Noresahana...