Notanterahina ny 23 aprily 2023, teo anoloan’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana.
Mankasitra antsika rehetra niara nankalaza izany.
Notanterahina ny 23 aprily 2023, teo anoloan’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana.
Mankasitra antsika rehetra niara nankalaza izany.
Ho fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanantanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana, ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena sy ny Fikambanambe Iraisam-pirenena momba ny Fahasalamana dia manasa antsika rehetra handray anjara amin'ny «...
Notanterahana ny 15 aprily 2023 ny fitokanana ny kianja manarapenitra vaovao ao Ambositra, Faritra Amoron'i Mania. Kianja mahazaka mpijery miisa 1000, ahitana efitra miisa 4 ho an'ny mpitsara sy ny mpilalao, ary toeram-pidiovana miisa 4 ho an'ny lahy sy vavy ary...
Notanterahina nandritra ny telo andro nanomboka ny 14 aprily tao am kianja mitafo Ankorondrano ny fiadiana ny tompondakan'i Madagasikara eo amin'ny taranja Judo. Ny sokajin-taona cadets sy junior lahy sy vavy no nanokatra ny fifaninanana . Ny sabotsy 15 aprily dia ny...
Tonga nitsidika tamin'ny fomba am-panajana an'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, teto amin'ny toeram-piasany Ambohijatovo ny Filohan'ny Federasionina Malagasy ny taranja Aviron na ny mpivehy laka miamboho, Andriamatoa MOUHIDINE Mohamad, ny 13 aprily 2023....
Nampahafantarina ny 7 aprily 2023, nandritra ny valandresaka ho an'ny mpanao gazety ny mombamomban'ny fanomanana ny "FIBA WORLD CUP U19 2023 sy ny fanomanantenan'ny ANKOAY U19 izay hatao any La Frantsa ny 10 ka hatramin'ny 29 aprily 2023 ho avy izao. Ny...
Tonga nitsidika an'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, teto amin'ny toeram-piasany Ambohijatovo ny Filohan'ny Federasionina Malagasy ny taranja Baolina kitra, Andriamatoa Victorien ANDRIANONY, ny faha 4 aprily 2023. Voaresaka nandritra izany ny fanomanana ny...
Nankalazaina ny 6 aprily 2023 ny fanamarihana ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ny fanatanjahantena ho an'ny fampandrosoana sy ny fandriampahalemana. Nankalaza izany ny teto anivon'ny Minisiteran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, izay tarihan' Andriamatoa...
Nanatanteraka fivoriana izay niarahana tamin'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA ireo tompon'andraikitra rehetra teto anivon'ny Minisiteran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, omaly 6 aprily 2023. Nandritra izany dia nanome toromarika ny tenany amin'ny hanomezana...
Tonga nitsidika am-panajana an'Andriamatoa André Haja RESAMPA, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, androany 6 aprily 2023 teto amin'ny biraony Ambohijatovo ny solotenan'ny PNUD monina sy miasa eto Madagasikara, Ramatoa NATASHA Van Rijn. Naneho ny fahavononana...
Nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fanajana ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA tao amin'ny biraony teto Ambohijatovo ny Ambasadaoron'i Iran monina sy miasa eto Madagasikara, Andriamatoa HASSAN Ali Bakhshi, androany 6 aprily...