Notanterahina ny 23 aprily 2023, teo anoloan’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana.
Mankasitra antsika rehetra niara nankalaza izany.
Notanterahina ny 23 aprily 2023, teo anoloan’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana.
Mankasitra antsika rehetra niara nankalaza izany.
Ho fanohanana ny Tanora eny anivon'ny anjery manontolo dia nisy ny fihaonana izay niarahana tamin'ny Filohan'ny Oniversite Antananarivo, Andriamatoa Profesora Mamy Raoul RAVELOMANANA, sy ny Filoha lefitra ny Oniversiten’Antananarivo, Ramatoa RAVAOMANARIVO Lala, ny 04...
Notanterahana ny 03 sy 04 aprily 2023 tetsy amin'ny Hotel Novotel Alarobia ny seminera mahakasika ny Baolina kitra ho an'ny vehivavy eto Madagasikara izay niarahan'ny Federasiona Malagasy ny taranja Baolina kitra sy ny UEFA. Natao izany ho famolavolana ny paikady ho...
Nandray ny Filohan'ny Federasiona Malagasy ny taranja Judo, Andriamatoa SAID Bruno Eric sy Ramatoa Laura RASOANAIVO, tao amin'ny biraony Ambohijatovo ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA, ny 1 aprily 2023. Fanamafisiana hatrany...
Fampiratiana trano heva no nanombohana ny tapany voalohany tamin'ny lanonana fizarana mari-piofanana LIFESKILLS Fanoitra, ny 31 martsa 2023 tao amin'ny Lapan'ny Fanatanjahantena Mahamasina. Nanatanteraka izany fitsidihana izany sy nanokatra tamin'ny fomba ofisialy ny...
Tonga nihaona tamin'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA amin'ny maha Minisitra mpiahy ny Tanora azy tao amin'ny toeram-piasany Ambohijatovo ny Filohan'ny Tily sy Mpanazava eto Madagasikara, ny 29 martsa 2023. Ny skotisma dia fikambanana iray manerana izao tontolo...
Nihaona tamin'ireo solotenan'ny tanora sy filoham-pikambanana samihafa tao Toamasina ny Tale Jeneraly misahana ny Tanora, Ramatoa Tsikitsiky RAZANAMASY, ny 24 martsa 2023. Fihaonana ho fanomanana ny fiofanana "LIFESKILLS" izay tafiditra ao anatin'ny fanatanterahana ny...
Notanterahina ny faha 24 martsa 2023 tao amin’ny Académie Nationale des Sports Ampefiloha ny « RENCONTRES DE L’ANS » andiany voalohany. Ny anjara toerana, andraikitra ary ny antom-pisian’ny Académie Nationale des Sports eo amin’ny fampivoarana ny tontolon’ny...
Nandray ny Filohan'ny Federasionina Malagasy Jeu d'échecs, Andriamatoa Ramalanjaona ANDRIANANTENAINA, tao amin'ny biraony Ambohijatovo ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahatena, Andriamatoa André Haja RESAMPA, ny 24 martsa 2023. Voaresaka nandritra ity fihaonana...
Tonga nitsidika am-panajana an' Andriamatoa Andre Haja RESAMPA, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, ny masoivohon'ny Japon miasa sy monina eto Madagasikara, Andriamatoa ABE Koji, ny faha 24 martsa 2023 tao Ambohijatovo. Niarahaba an'Andriamatoa Minisitra...
Nanatanteraka fitsidihina tamin'ny fomba fanajana an' Andriamatoa André Haja RESAMPA, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahatena ireo solontenan'ny Association MMA izay tarihin'ny Filohany, Andriamatoa Luc ANDRIAMABAHOAKA. Fanamafisana ny fiaraha-miasa sy ny fanomanana...