Notanterahina ny 23 aprily 2023, teo anoloan’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana.
Mankasitra antsika rehetra niara nankalaza izany.
Notanterahina ny 23 aprily 2023, teo anoloan’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana.
Mankasitra antsika rehetra niara nankalaza izany.
Tonga nitsidika tamin'ny fomba am-panajana an'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, teto amin'ny toeram-piasany Ambohijatovo ny Filohan'ny Federasionina Malagasy ny taranja Lutte, Andriamatoa RAVELOSON Mamitiana, ny 24 martsa 2023. Voaresaka nandritra izany ny...
Tonga namaly ny fanasana avy amin'Andriamatoa Arnaud GUILLOIS, masoivohon'ny Frantsa monina sy miasa eto Madagasikara, izay nitsodrano ireo ekipa U18 avy amin'ny Association Terres en Mêlées izay hiatrika ny fifaninanana "Tournoi AROI" (Association de Rugby de l'Océan...
Nanatanteraka fitsidihana tamin'ny fomba ofisialy an'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, ny irakin'ny Filohan'ny Federasiona Frantsay ny taranja Handball, Andriamatoa Christophe Naal niaraka tamin'ny solotenan'ny Federasiona Malagasy ny taranja Handball....
Tontosa ny faha 21 martsa 2023 ny fanolorana ny mari-boninahi-pirenena « Chevalier de l’Ordre National » (à titre posthume) an’i Désiré RAKOTONIRINA dit Dezy Monstre, kintan’ny baolika kitra Malagasy tamin'ny taona 70 sy 80. Nanatanteraka izany tamin’ny alalan’ny...
Nandray ny Filohan'ny Federasionina Malagasy ny taranja Football, Andriamatoa Victorien ANDRIANONY, tao amin'ny toeram-piasany Ambohijatovo ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahatena, Andriamatoa André Haja RESAMPA, ny 20 martsa 2023. Voaresaka nandritra izany ny...
Tonga niarahaba sy nirary soa an'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, amin'izao nanendrena azy hitantana ny Minisitera izao ny Filohan'ny Federasionina Malagasy ny taranja Kick Boxing, Andriamatoa LYLISON René de Roland sy ireo mpiara-miasa aminy, ny faha 20...
Tonga niarahaba sy nitsidika tamin'ny fomba am-panajana an'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, ny Filohan'ny Federasiona Malagasy ny taranja Lomano, Andriamatoa Gabriel RAMANANTSOA, ny 20 martsa 2023 Voaresaka nandritra izany ny fanomanana ireo Atleta amin'ny...
Notanterahina ny 18 martsa 2023, teny amin'ny kianja filalaovana tsipy kanetibe PAC Ampitatafika ny fanokafana tamin'ny fomba ofisialy ny taom-pilalaovana 2023 eo taranja tsipy kanetibe. Anisany vaovao mahafaly ny fiverenan'i Madagasikara indray eo amin'ny fandraisana...
Nanatanteraka fivoriana momba ny fanomanana ny fampiantranoana ny Lalao mandroso ny Barea CAN 2023 niaraka tamin'ny Federasiona Malagasy ny taranja Baolina kitra ireo tompon'andraikitra isan-tsokajiny eo anivon'ny Ministeran'ny Tanora sy Fanatanjahantena sy ireo...
Tonga nitsidika tamin'ny fomba am-panajana an'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, teto amin'ny toeram-piasany Ambohijatovo ny Filohan'ny Federasionina Malagasy ny taranja Basketball, Andriamatoa Jean Michel RAMAROSON, ny 17 martsa 2023. Niarahaba sy nirary soa...