Notanterahina ny 23 aprily 2023, teo anoloan’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana.
Mankasitra antsika rehetra niara nankalaza izany.
Notanterahina ny 23 aprily 2023, teo anoloan’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana.
Mankasitra antsika rehetra niara nankalaza izany.
Hatsangana ao Iavoloha Atsimondrano ny Kianja manarapenitra hoan'ny klioban'ny CFFA-Andoharanofotsy izay fotodrafitrasa lehibe sy tsy mena-mitaha. Hatsangana ho an'ny tanora sy ny mpanao fanatanjahantena ary ho ambohipihaonan'ny vahoakan'Atsimondrano ity kianja ity....
Notanterahina ny 15 martsa 2023 tao amin'ny kianja Barea Mahamasina ny dinika ara-teknika izay niarahana tamin'ny solontena avy amin'ny Minisiteran'ny Asa, Fampananan'Asa sy Asam-panjakana ary ny Lalàna Sosialy, sy ny avy ao amin'ny "Inspection de Travail" ary ireo...
Nanatanteraka fihaonana ara-tekinika tao Ihosy ny delegasiona izay notarihan'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, notronin' ireo tompon’adraikim-panjakana rehetra tao an-toerana sy ny orinasa miandraikitra sy misahana ny fananganana ny Kianja mitafo mazaka olona...
Nandritra ny fitsidiham-paritra izay nataon'ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA tao Toliara dia anisan'ireo toerana notsidihany ihany koa ny tao amin'ny Oniversite Maninday ny faha 13 martsa 2023. Nandritra izany dia nitafa sy...
Tonga nijery ny fandrosoan'ny asa fanamboarana ny kianja mitafo tao sakaraha ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA, niaraka tamin'ireo mpiara-miasa aminy notronin'ny Solombavambahoaka sy ireo olo-manankaja isan-tsokajiny tao...
Taorian’ny fitsidihana sy fanomezana fanampiana ireo traboina tao amin'ny CEG Antaninarenina izay notarihan'ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA mivady dia nitohy tao amin'ny kianja Andaboly sy tao amin'ny kaominina Ankililoaka, distrikan'i Toliara II ny fanolorana...
Nisitraka fiofanana LIFESKILLS FANOITRA module 1 Culture de vision ihany koa ny Fikambanan'ny Mpianatra Siantifika eto Antananarivo, ny 10 martsa 2023 izay notarihan-dRamatoa Tsikitsiky RAZANAMASY, Tale Jeneraly misahana ny Tanora, notronin-dRamatoa Myria Josée...
Nanatanteraka fanadiovana faobe tao an-tampony tanànan'i Toliara taorian'ny fandalovan'ny rivodoza FREDDY, ny 10 Martsa 2023 ny Fitaleavam-paritry ny Tanora sy ny Fanatanjahatena Atsimo Andrefana sy ireo solontenan'ny fikambanan'ny tanora ao an-toerana. Nandritra...
Tonga nijery ifotony ireo traboina sy fahasimbana vokatrin'ny fandalovan'ny rivodoza Freddy tao Toliara ny Praiminisitra NTSAY Christian sy ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA, ary ireo mpikambana vitsivitsy ao anatin'ny...
Tonga maro sy mavitrika ireo vehivavy mpiasa eto anivon'ny Ministeran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena izay miara mankalaza ny andro iraisam-pirenena ho an'ny vehivavy tao amin'ny kianja Barea Mahamasina niarahana tamin'ireo Tale vehivavy isan-tsokajiny eto anivon'ny...